tsy maintsy ho avy ny Komisera Eropeana Momba ny Fampandrosoana !!

1. andrywi ( 08/07/2010 09:24)
mbola ny Vondrona Eropeana sy ny ACP alo notonga !!
ary hamory an'ireo ankolafy telo izy !!ny loza anefa dia efa tsy mifanara-tsaina efa ela ireo mpanohitra fa otran'ny efa samy maka ho azy na dia vitsy aza !
-- eo no mety ahagaga ny vahiny hoe mpanohitra inona koa ireto Gasy ireto e ??
--ny nahatsara azy aza de mba tsy tonga de tonag mialo ireo Komisiona Eropeana Momba ny Fampandrosoana fa saika oaiaka be teo !! satria olona mpanohitra sady efa vitsy no mbola samy te ho lohany daholo !
novalian'i bacouli ny 09/07/2010 10:58
2. rijadolly ( 08/07/2010 16:14)
Ny olona ry se Adrywi tsy kely saina ka tsy handalina ny zavatra efa reny sy hitany a! Mahay tsara ny tany hoe misy Demokrasia ny olona.
3. andrywi ( 08/07/2010 17:52)
efa fomba ratsy hatrizay tao amin'ny TIUM io samy te ho lohany io ee...

----zao kobon'ny dada ny fika ratsy fanaon'ny Mpiondana fa izy en personne mitsy no nanakiana anareo ireo fa tsy mahavoa raha ozizy fa ny "S" fotsiny no lany !....
4. bacouli ( 08/07/2010 20:58)
Aleo ho avy hahita izany hatao hoe fanjakan'ny baroa sy tsisy qualité,aleo ho avy hahita ny fihemorana sy ny loto rehetra eto Madagasikara @izao fitondrana gaboraraka izao ,ny basy no miteny fa ny vahoaka tapenambava !!!
5. Noue ( 09/07/2010 10:31)
sali bacouli ! ela akia zany aaa !

efa ho rava io retsy aaa ! mahareta kely fotsiny
6. bacouli ( 09/07/2010 10:54)
Indry koa to tsy tazako intsony !
Alefaso aky le sazy fa mahantra izay vahoka a! miaina @loto sy tebiteby lava izao!
7. bacouli ( 09/07/2010 10:55)
Indry koa to tsy tazako intsony !
Alefaso aky le sazy fa mahantra izay vahoka a! miaina @loto sy tebiteby lava izao!
8. bacouli ( 09/07/2010 10:58)
Ravao miitsy fa mankaleo sady potika ny firenena ,ny fahafahambaraka tsy lazaina intsony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0516