ireo korontana teto madagasikara mitovy fa tsy sahala. Ny tantaa no mitsara

1. vaovaogasy ( 07/07/2010 23:05)
tifitra 1


tifitra 2


tifitra 3


nisy tifitra iray tsy hita raha tsy diso aho....

Anjarantsika mpanaraka politika no mitsakotsako fa dia ireo manaiky lomorina foana no sorona. Aoka ny tantara hitan ny havany sy ny taranany eo.

http://vaovaogasy.blogspot.com/
novalian'i xxwx ny 08/07/2010 11:42
2. AndriambyII ( 08/07/2010 00:35)
Eh oui , c' est la nature des choses !qu' est ce que tu peux apporter de plus ? intérressant à connaitre comme argumentation envers cette melasse !!
3. andrywi ( 08/07/2010 08:39)
vaovao gasy marina izany , marina io teninao io!!...

------------- saingy ny tamin'ny 2001--2002 nanaovan'i Ravalomanana Fanonganam-panjakana no lehibe indrindra sy nahafaty Mlagasy betsaka indrindra !! jereo ny tantara !!! ankoatra ny ady tam fahaleovantena zany a!...
4. xxwx ( 08/07/2010 11:42)
Tena hita mihitsy ilay nampiavaka azy aloha e, hita be fa ho an'iza ny tombontsoa t@ iny famonoana olona ny 7 Febroary 2009 iny ???? Iza no namporisika azy ho eny @ zone rouge ???? Taiza no nisy grevistes niakatra teny Elysée???
Fandotoana no tena tanjona ary raha tsy nanomé baiko hitifitra fa tifin-danitra ny lehiben'ny mpiambina tao Ambohitsirohitra dia feom-basy hafa tanteraka no heno nifangaro tao anaty tabataba ary tifitra avy any aoriana no zavatra hita sy mazava , iza no tena liam-drà ???? iza no lian-pahefana????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2689