mitaraina mafy Lieutenant-colonel Charles Randrianasoavina
1. ramosekely
(
06/07/2010 21:01)
En marge de la conférence de presse du « cercle de réflexion Fitovinagny », hier, au restaurant « Mon Goûter », le lieutenant-colonel Charles Randrianasoavina a donné un bref aperçu de sa vision des affaires nationales. Méme s'il était avare de mots, ce jour-là : « Il y a un temps pour se taire et un temps pour parler », a-t-il concédé. Toutefois, cet originaire du Sud-est du pays de déplorer que les « Mpitolona » ont été supplantés par les opportunistes. J'ai beaucoup fait pour ce pays. D'ailleurs, vous le savez, je suis à l'origine de la mise en place de ce régime ». A propos toujours des hommes en treillis, les officiers et les soldats issus des rangs du CAPSAT ne sont pas fortement représentés au défilé du 14 juillet de Paris. Contrairement à la célébration du 40e anniversaire de la révolution libyenne, à Tripoli, en 2009 où les hommes du Capsat de Soanierana ont formé le gros de la troupe. Placés sous le commandement du général Noël Rakotonandrasana, ministre des Forces Armées, à l'époque.
Chiffre 7. Pour en revenir à la conférence de presse, les différents intervenants ont expliqué les sens du chiffre 7. Et qui s'apparentent à l'astrologie. Tout en mentionnant au passage, les 7 embouchures qui forment cette région, partant de Namorona jusqu'au Matitanana. Ils proposent également la modification du drapeau national. Ainsi, la couleur verte sera placée en haut et la couleur rouge en bas. Selon eux, la première reflète la bénédiction, la seconde désigne la terre. Ils suggèrent aussi la modification de l'hymne national. Le Coordonnateur national de ce cercle de réflexion, Rabealahy Bertin, a tenu méme à rappeler que « Fitovinagny a contribué à la mise en place de certains royaumes du pays, notamment celui de l'Imerina et du Sakalava. Et que les différents présidents qui se sont succédé à la téte du pays s'y sont rendus pour y recevoir de la bénédiction».
Dominique R.

novalian'i diloo ny 09/07/2010 21:48
2. Toumba
(
06/07/2010 21:06)
nalaza be lery iny hoe nalefa tany paris attaché militaire tao @ ambasady gasy tao paris tao,hay tsy lasa akory ,nitetika ny ahazo toerana mihitsy aza ,izao no vokany sady tsy nalefany ry lerony nanao matso @ 14juillet akory
3. xxx3
(
06/07/2010 21:11)
ahoana razoam ,toa hoe nomen'ialahy an'i rawix hono le ps feticon an'ialahy iny dia nilaozan'i lery nampiady ps teto omaly teo ,hay ve lery ihany le feticon omaly eh ,danz ilahay rawix an
4. ramosekely
(
06/07/2010 21:15)
za aza anie rapikany gaga fotsiny omaly nahita an le kozy e ,hay ve rawiwi ihany le feticon sy terrywui omaly e ,tena voan'ialahy indray kil teto @ serasera ra wiwi an
5. zoam
(
06/07/2010 21:33)
za dia variana fotsiny t@ omaly ,mba akama ve lesy ialahy ry wiwi dia mivadika tsotra ohatran'izany ,nampindramiko an'ialahy le ps dia nivadika ialahy
MISY FANONTANIANA APETRAKO AN'IALAHY RY WIWI FA INON'IALAHY CAPITENY LALAINA ?
VALIO ETO IZAHAY SATRIA FANTATRAY IO OLONA IO FA NANAO COUP D'ETAT TANY DAGO T@ 2006
http://www.hebdomada.net/index.php?p=display&id=957

6. zoam
(
06/07/2010 21:42)
http://www.gazetiko.mg/gazetiko//index.php?option=com_content&task=view&id=2079
7. xxx3
(
06/07/2010 21:47)
miandry an'ialahy ho tonga masiaka eto rawix radem an izay bain fa dia mazotoa an
8. bekafara
(
06/07/2010 22:07)
io izany le lazain'i rawiwi hoe efa lasa gal ra lalaina an
mahery lisany foza letsy e
kapiteny vao avy nahazo grace t@ 2009 ve dia efa general @ izao fotoana izao
tsy nandalo commandant ,leutnant colonel ,colonel fa tonga dia general de brigade ,ary mba efa nojerenay ireo liste 20 niakatra grade na gal fa tsy mba hita tao anaty liste io anarana io,sa nahazo promotion specialE ohatran'i camille vital ? miandry anao terrywui hanazava ,eto @ serasera anie lesy bain misy CIA mpitsikilo e ,mila mailo ialahy satria ialahy rasil nidezerta koa sady bekafara loatra ,ny mombamomban'ialahy efa misy mikarakara any fa dia miandry kely sisa

10. andrywi
(
07/07/2010 09:27)
Tsy hiresaka betsaka amlah tsony ah razama91 = feticon = ramosekely = ouioui = xxx3 = zoam = zigzag .... fa mpetraha tsara elah de mangina ny politika atao fa elah be fo be de tsy mila miresaka amlah tsony ah ! bandy mahazaka no ilaiko fa tsy bandy otranlah !
-- inona no problem nlah raha general ao dago ny dadako ? inona no olana anlah ? sao de ahitanlah loza ny vavabeanlah eto ! - mbola ao dago daolo ny fianakam's nlah !... tsotra fotsiny : aza mifampiresaka tsony isika ,ra tianlah ho hay de mbola miaramila hatramzao ah fa tsy dezertera akory ! tsisy dikany koa zany!... atsaharo fotsiny ny vava be eto, jereo ny zanak'elah !

12. andrywi
(
07/07/2010 17:23)
-tsotra ny resaka : mila vola ny fanjakana ka miala tsiny fa tsy maintsy ahodina ny machin admin ! -- noho izany tsy maintsy trandrahina ny harena ankibon'ny tany ,toy ny rubis , safira emeraoda , bois des roses , palissandre sns... mba hiainan'ny firenena sy hiodinan'ny firenena ara-dalana ! ze eo ampelatanana no ampiasaina ka aza be kiana nareo fa hangalatra ary ve sa handroba ny fanjakana nefa ny harena ankibon'ny tany betsaka !
14. diloo
(
07/07/2010 21:37)
milamina tsara izy izany an
Izany ve!
I ra-sarla miseo milay be tany amin'ny EKAR, nanao vavabe hoe: ataoko mahalala ny anarako i Gasikara.
Aiza anefa izy izao: nifitsaka.
Samy manana basy izy sy i Jean Luc, saingy tsy mila basy fa raisin'i Jean Luc amin'ny vozon'akanjo lery tao Ivato, any ka mando ny pataloany.
Vahoaka kely mampalahelo kely no mba sakiny hanaovana vonany.
Raha tratry ny bandy kely manao akanjo sivily , na koa hanao sesitany ao amin'ny masoivo Paris aloha lery, dia angamba iantso an'i rawix amonjy azy.hi hi hi .
15. AndriambyII
(
07/07/2010 22:00)
Tsy hiresaka betsaka amlah tsony ah razama91 = feticon = ramosekely = ouioui = xxx3 = zoam = zigzag .... fa mpetraha tsara elah de mangina ny politika atao fa elah be fo be de tsy mila miresaka amlah tsony ah ! bandy mahazaka no ilaiko fa tsy bandy otranlah !
-- inona no problem nlah raha general ao dago ny dadako ? inona no olana anlah ? sao de ahitanlah loza ny vavabeanlah eto ! - mbola ao dago daolo ny fianakam's nlah !... tsotra fotsiny : aza mifampiresaka tsony isika ,ra tianlah ho hay de mbola miaramila hatramzao ah fa tsy dezertera akory ! tsisy dikany koa zany!... atsaharo fotsiny ny vava be eto, jereo ny zanak'elah !
Efa manomboka ho ritra tanteraka ny harena voajanahary Malagasy ka antsika no mieritreritra !
16. bekafara
(
07/07/2010 22:14)
inona koa no rarahin'ireo na ritra any aza ,haripany aloha izay azo amboarina
miandry ny firenena ho kikina fotsiny sisa e
miandry ny firenena ho kikina fotsiny sisa e
17. diloo
(
07/07/2010 22:19)
Fitovinagny
Toa karazana antokon'olona miliciens pétainistes izy izany kle: fanovana hymne sy drapeau.
Tena resaka Horus ty marina. Samy mitandrina.
18. AndriambyII
(
07/07/2010 22:39)
Fitovinagny
Toa karazana antokon'olona miliciens pétainistes izy izany kle: fanovana hymne sy drapeau.
Tena resaka Horus ty marina. Samy mitandrina.
L'apparence est tjs de mise indraindray , tsy @ izay intsony isika eto angamba .Questions de sensations subtiles il vaut mieux aller voir ailleurs ce que les cieux nous reservent comme déstinées !Vichy et Imerimanjaka çà fait des milliers de KM à vol d'oiseau !
19. bazylou
(
09/07/2010 07:12)
aleo rangahy ty asian'ny tgv le io rehefa miseho milay eo a, tsss, vive tgv
20. diloo
(
09/07/2010 21:48)
aleo rangahy ty asian'ny tgv le io rehefa miseho milay eo a, tsss, vive tgv
Tairo lery fa ty misy mitsoaka eo an.
Dia mba inona hono no mba vitan'ny fitaovana basy pourri?
Mba nanapoaka basy i bazylou kanjo nanjary paomaso tahakan'i le pen satria ilay basy pourri kay tena basy lo marina kle.
Ra basilozitra mba miseo milay, anefa vao voa petsa kely dia tsy ita eto amin'ny sera raha tsy iray volana aty aoriana: mivangy sao mba tsy eto diloo, rapika, noue, wwwx, sns...Tongava foana elahy eto atao petsay koreana kim jong il.
Efa bazy[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Boulet/boulet-repere.gif[/IMG] no koa terrylo[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Boulet/boulaygrain.png[/IMG]
petsa ndray aloha ny [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/3d-crabe-pinces.gif[/IMG]
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]