zany ka jeneraly
1. sylvain
(
06/07/2010 16:06)
tokony hisy jeneraly ôtran'ity ao @ tafika sahy mijoro handray handraikitra
http://www.ina.fr/economie-et-societe/vie-sociale/video/CAF93033141/madagascar-les-raisons-de-la-colere.fr.html
http://www.ina.fr/economie-et-societe/vie-sociale/video/CAF93033141/madagascar-les-raisons-de-la-colere.fr.html
novalian'i xxwx ny 08/07/2010 11:48
2. andrywi
(
07/07/2010 09:44)
ramanantsoa ? marina ny anao kenefa tsy tokony hitondra firenena ny miaramila ! betsaka ny antony !!
3. sylvain
(
07/07/2010 12:27)
hitantsika fa tsy mahavita nininona ny FAT hatr@ zao, tsy hoe hitondra ny miaramila fa aleo ny tetezamita no ho entiny miaramila d ry zareo mikarakara ny fifidianana rehetra, miala izy rehefa voafidy ny rehetra
4. andrywi
(
07/07/2010 17:24)
rehefa mahita tsirony eo izy rasylvain de hanao otran-dravalomanana sy ratsiraka hoe tsy hiala aho e ...!!!!
5. xxwx
(
08/07/2010 11:48)
Tsara ny fandinihanao ravinssa , ny an'i Gl Ramanantsoa navahany ny fitondrana sy ny biznesy , niakatra teo izy satria ny fanjakana t@ io mbola tantànan'ny mpanjanaka ,,tsy nisy ny fakana an-keriny nakeny Ambohitsirohitra fa saingy ny an'i radomelina mifanohitra tanteraka @ io, ny mpanjanaka no nanosika azy handray an-keriny ny fitondrona satria hitan-dreo fa ho tafita lavitra noho ireo CFA consorts isika , hany ka ny empire-ny no hidaboka nefa tena ilaina tokoa @ izao vanim-potoana izao
STOP FRANCAFRIQUE
VIVE LA MONDIALISATION
STOP FRANCAFRIQUE
VIVE LA MONDIALISATION
