Marc Ravalomanana annonce une réunion des chefs d’Etats de la SADC sur le cas de Madagascar 05/07/2010

1. wxxx ( 05/07/2010 14:28)
ne réunion des chefs d’Etats membres de la SADC est prévue se tenir à Kampala, Capitale d’Ouganda du 11 au 16 juillet prochains. Le cas de Madagascar fera sujet à cette réunion selon Marc Ravalomanana. Le Président Joachim Chissano est également prévu exposer ses exigences sur le retrait de la France quant aux actions d’ingérence de celle-ci entravant toute voie vers la résolution de la crise malgache. Une décision capitale devrait en découler avance Marc Ravalomanana, en rassurant ses partisans, comme quoi, la crise pourrait étre résolue bientôt. Des paroles qui ont redonné de l’enthousiasme aux zanak’i Dada qui s’accrochent.
novalian'i diloo ny 07/07/2010 22:08
2. diloo ( 06/07/2010 22:40)
ary maninona no tsy hita ny valin'ny mpisera 39?
3. hery ( 06/07/2010 22:55)
Nofafaina izay hors sujet
4. rasamy ( 07/07/2010 00:35)
fa ahona moa le hors sujet e ,diloo izao io hors sujet tsy miresaka le titre nefa tsy voafafa
5. andrywi ( 07/07/2010 10:01)
apres n'ny 15juillet vao ho avy i joachim chissano ,ka RAS alou hatramzao fa aleo tsy manao honohonon-dresaka ndray na tonga de hoe izao na izao !
6. hery ( 07/07/2010 14:59)


fa ahona moa le hors sujet e ,diloo izao io hors sujet tsy miresaka le titre nefa tsy voafafa


Tsy hors sujet i diloo satria nanontany mikasika an'ity sujet ity izy hoe maninona no 39 no misoratra hoe mamaly kanefa tsy misy hita.

Ny hors sujet teto dia nivatravatra avy any i terrywui sy feticon hoe elah zao, elah zao, elah wawawa. Kanefa afaka mifandefa hafatra manokana izy satria tsisy idirantsika.
7. andrywi ( 07/07/2010 17:37)
okay diso iny rahery a!... fa lery no aviavy mialo teto fa tsy za akory ! -- manana num ko lery tsy haiko ze tsy niantsoany fa eto izy no miwawawa araka ny teninao !

ka tokony pehanao hatramin'ny ouioui sy ramosekely sy bekafara sy xxx3 sy blouky koa rahery a! ireny koa anisan'ny nandoto rivotra teto koa ka esory tany !...
8. ramosekely ( 07/07/2010 19:36)
mahafinaritra mihitsy eto rehefa eto i wiwi ,dia alefo indray lesy politik'ialahy ho jerena an,
9. zoam ( 07/07/2010 20:53)
za tsy hanomeha ps olona intsony ,efamisy bandy mitapy eto dia mampiady ps fotsiny sisa mba handaniany ny androny
tsy ny adala no adala fa ny mpanadala ny adala
10. diloo ( 07/07/2010 22:08)

rasamy - 07/07/2010 02:35
fa ahona moa le hors sujet e ,diloo izao io hors sujet tsy miresaka le titre nefa tsy voafafa

Efa namaly i Andriamatoa Hery.
Fanampiny:
Tsy voatery mandray anjara amin'ny dinika, fa afaka koa mi-vangy mamaky ny hevitra ny mpanoratra nandray anjara.
Misaotra Hery fa mazava ny antony tsy nisian'ny mpisera 39.
Mankasitraka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0803