KIKINY TANTERAKA IZAO NY FANJAKANA

21. pikatti ( 05/07/2010 15:51)
Zay ndray elah fa hamorona rawix , tsss , zah aza less tsy mahay an'izay any kou elah klé [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/O_SHH_%7E1.GIF[/IMG]
22. feticon ( 05/07/2010 16:02)
bandy marary saina lery iny fa raha lehilahy ka tsy pelaka mivoha tao ary karohiko any @ fiangonana misy an'ialahy ialahy dimenche
23. terrywui ( 05/07/2010 16:04)
haingana papa a...kitana toi !!!! sady efa mangidihidy ny tanako hikitika detente fa haingana i zama oo.... aza mitondra namana sao de mitombo ny isan'ny voagoka any a...
24. feticon ( 05/07/2010 16:23)
bandy mifory body iny,ialahy anie lesy ra wiwi efa saika namboariko t@ ireny resaka zigzag sy bekiraro ireny,ra hery eo temoins fa tsy za ireny fa nefa ialhy mangaro biby andavaka ,za tsy hanaiky intsony na dia nifona toy ny fanaon'ialahy aza ialahy,fa tapahiko ny ahy io rah tsy ho azeoko ialahy io ra fanja ,manomboka ndroany aho dia hangina fa diaz karohiko ialahy ry le sans papier ity
25. haryvelo ( 05/07/2010 17:23)
Raha mifamaly hianareo dia hiangaviana mba tsy handefa teny ratsy raha azo atao re
26. xxwx ( 05/07/2010 18:02)
I wuiwui =andrywui=terrywui=haryvelo=mpisoloky fanompana io ihany no namonon'i Hery an'i andrywui efa fombany , tsy resiny lahatra. @ adi-hevitra dia ompainy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0071