NOANA NY PEUPLE ,MANJAKA NY DIDY JADONA, AHILIO ANY @ ZAY NY FOZA
1. tgvafond
(
02/07/2010 12:15)
Efa tsy lasa intsony , fanompana razana Malagasy mihitsy izao fomba ataon'ny FAT sy ny forongony izao!!! Raha nitaky fahaleovantena ny RAZABENTSIKA dia ny hivoahana eo ambany gejan'ny Frantsay mpanjanaka , ny zava-misy anefa dia niverina ho voazanaka ara-politika ara-toekarena indray i Madakasikara
Ny Sonoa aloha dia tsy nandray anjara t@ io fetim-poza io ary namabarany fa tsy io fitondrana FATY io no tohanany ,,,, fa nisy inona tao ???
novalian'i diloo ny 02/07/2010 23:15
4. terrywui
(
02/07/2010 13:17)
zesta fotsiny ny an'ny mpiondana fa tsisy hapoaka e ! teri-kiho no betsaka fa pppfffff.... zero !!!!!! kely aina !!...
5. terrywui
(
02/07/2010 13:21)
zesta fotsiny ny an'ny mpiondana chien de salon fa tsisy hapoaka e ! teri-kiho no betsaka fa pppfffff.... zero !!!!!! kely aina !!... zesta fotsiny de be taim-bava tsisy ainga akory
7. pikatti
(
02/07/2010 13:36)
Fa nisy inona tato rawix tena petsabe elah zany bainnn ,lasa amboakely ndray ve sisa elah klé
9. pikatti
(
02/07/2010 13:58)
Lasa mangetaheta ambony lakana zany klé, aleo leisy mba manotrona ny akama fa miady irery lery a, i bazylozitra mitsoaka foana refa petsain-dry zalahy rawix 
12. xxxw
(
02/07/2010 16:53)

Dia miomana daholo ry sakaiza tsy hankanavaka hanoherana ny fanjanahana @ endriny vaovao raha tsu te hiverina hilanja mpanjanaka, 13 jolay 2010 NATION -BASTILLE
13. diloo
(
02/07/2010 22:29)
Ny Sonoa aloha dia tsy nandray anjara t@ io fetim-poza io ary namabarany fa tsy io fitondrana FATY io no tohanany
Ny Sinoa dia nilaza mazava fa tsy afaka hanoahan mpanongam-panajakana indrindra fa amin’ny maha-mpikambana amin’ny filankevitry filaminana ao amin’ny firenena mikambana. Tsy nanome lettre d'accréditation.Tsy neken'ny sinoa koa ny fangatahan'ny FATE hanatrika ny Foire Internationale any Shangai.
14. diloo
(
02/07/2010 23:15)
ny zava-misy anefa dia niverina ho voazanaka ara-politika ara-toekarena indray i Madakasikara
Io no tanjona fametrahana ny HAT, ahamora ny fidiran'ny orita mpanjanaka ankolaka.
Saingy tsy manaiky ny vahoaka ary efa manda izany ohatra ny ao Toleara:
« Mialà Andry Rajoelina. Tsy mila anao i Toliara. » (Andry Rajoelina, démissionnez! Toliara n'a pas besoin de vous) C'est ce qu'on a lu sur les banderoles brandies hier à Toliara par des gens mécontents qui se sont positionnés sur la route vers l'aéroport, plus précisément au niveau du quartier de Sans Fil. En fait, ces individus mécontents, composés majoritairement de jeunes, se préparaient à accueillir avec leurs banderoles le président de la HAT, Andry Rajoelina, prévu débarquer hier matin dans la Cité du Soleil pour inaugurer le nouveau bâtiment du projet PACP du ministère de la Péche et des Ressources Halieutiques. Faute de Andry Rajoelina, qui aurait annulé au dernier moment ses déplacements à Toliara, ces jeunes s'en sont pris au cortège du Premier ministre, Camille Vital, qui rejoignait le centre ville en provenance de l'aéroport. Le cortège du Premier ministre de la HAT a été sifflé et hué. Des jeunes filles ont méme jeté des sandales sur le cortège officiel. Les jeunes mécontents ont barricadé la route de l'aéroport après le passage du cortège.
Tournée régionale. Ayant annulé ses déplacements hier dans le chef-lieu de la région Atsimo Andrefana, le président de la HAT, Andry Rajoelina, a raté sa première tournée régionale.
Manda ny FATE koa ny ao Manakara:
Olona efatra no naiditra am-ponja omaly tany Manakara taorian’ny hetsika nataon’ny vahoaka ho fangatahana ny fampiharana ny fanapahan-kevitry ny «conseil d’Etat». Araky ny didy navoakan’ity farany dia tokony hamela malalaka ny ben’ny tanàna Andriano Giscard hiasa ny PDS notendren'ny FATE ary hiala ao amin’ny lapan’ny tanànan’ny Manakara. Misy andriam-bavilanitra moa ireto naiditra am-ponja ireto koa dia mampiaka-peo ny vahoaka. Nanapa-kevitra ary ny vahaoaka sy ireo mpitari-tolona fa araha tsy mbola mivoaka ny fonja ireo mpiara-mitolona ireo dia hisy olona 1200 hijoro ka hifatotra tady ary hanatona ny hery famoretana mba haiditra am-ponja miaraka amin’ireo namany. Izany dia hofanamarihana ny zava-bitan’ny FATE sy ny fiafaran’izany fahefana nalaina teny an-dalam-be izany.
Ny vehivavy ao Manakara, dia fady amin'ny ozon-tany ny asiana chaine.Ny vahoaka ao manakara dia vonona hanao sorona ny hain-dreo na basy na tafondro no hipoaka, ny hamoahana ireo nogadraina.
Asa raha mety ho lavorary ny tetika ny mpanjanaka hampiasa ny HAT sy hampiady ny vahoaka malagasy.
Everiko, fa tsy ho hisy ny adim-poko, fa kosa ady manoloana ny HAT sy ny forongony no ho hisy.
Efa milay aloha ny hetsika misy any amin'ny Faritra e: Toleara, Diégo, Toamasina, Manakara, Antsirabe. Mbola hitombo ireo tsy ho ela, dia vita ny foza.
