Aizim-pito. Misaotra ny GTT
3. gassmilay
(
30/06/2010 15:00)
Tsy mahagaga intsony ny reska ataon'ny Rajoelina mpamitaka, ny daty rehetra izy nolazaina hatarmin'izao dia nihemotra avokoa , izany ve dia mba olona atokisana!!!olona olona tsy mendrika ny hitondra ny feom-bahoaka fa feom-poza, olona tsy misy loha
4. diloo
(
30/06/2010 18:14)
Misaotra Noue fa io hira io no endrika ny tantaram-pirenena 2009-2010: Ao anatin'ny aizim-pito tanteraka ny Tanindrazana Malalan-tsika.Indrisy.
Misaotra Gassmilay amin'ny hira fankaherezana ny tolona.
Ity misy fanefotra handresena ny maizina:
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/thanksfortheinfo.jpg[/IMG]
Misaotra Gassmilay amin'ny hira fankaherezana ny tolona.
Ity misy fanefotra handresena ny maizina:
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/thanksfortheinfo.jpg[/IMG]
7. terrywui
(
01/07/2010 09:01)
hoy zigzag - milay e !!
milaylay patinlah inona rapika a!.... oul efa ho faty io lisany mbola be vava iany !...mandefasa teny ratsy eo mou elah fa tonga de ny IP nlah amzay no petsa eto e!.... sady efa misy admin hafa vaovao ankoatra andrahery ao ! i hery manko no voavidinlah fa tsy ny sasany !...

8. pikatti
(
01/07/2010 11:40)
Fanina be rawix klé, .gif)
Ahoana aloh elah nitsoaka mafy ery t@ le 26 teo e, efa mba nanao tonton ahy ary less ny ankizin'elah klé, fa le kôzintsika ,le JEM iny mbola tsy nataoko fa kôziko elah e
Miasotra Noue , Gasmilay,Diloo, tena voalazanareo ny zava-misy sy ny fijaliana mahazo ny Tanindrzantsika sy ny Vahoaka

9. bekiraro
(
01/07/2010 11:49)
Mihinana tsara ato aloha ny foza e, miandry ataky fa aza mitsoaka ahy ialahy ry fozatay a!!!
10. terrywui
(
01/07/2010 14:44)
aza manao resaka vinany amininy Jem iny fa tena miotry ny loha a!.. tena kozy zay !! tena gravy be fa aza haovanlah resaka vazivazy iny a! hafa ny sangisangy !!!
11. tgvafond
(
01/07/2010 16:03)
Efa tsy teto fa dia mahafinaritra mahita anareo manentana eto ry akama a, tsisy foza intsony ato izany , [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Messages/merci-flammes.gif[/IMG]
efa vizana be ilay iraika tsy misaina itsy
efa vizana be ilay iraika tsy misaina itsy
12. terrywui
(
01/07/2010 17:04)
vizana ve rapika ? ... kalaisany ary tsy nuiditra teto tam WE end fa nitomany tany daolo kou
15. AndriambyII
(
02/07/2010 11:09)
Efa tsy teto fa dia mahafinaritra mahita anareo manentana eto ry akama a, tsisy foza intsony ato izany , [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Messages/merci-flammes.gif[/IMG]
efa vizana be ilay iraika tsy misaina itsy
Tena tsy mety ny hevitry TGVAFOND ny @ izany ! Dé foza daholo izany izay olona tsy mitovy firehana politika @nao ?? Tsss manjary ohatran' ny misy banga ve ny adihevitra raha esorina daholo ny olona tsy mifandray tadindokanga @ tena lé ??
16. ouioui
(
02/07/2010 12:08)
Aiza ary izy zany klé , fa anagaha mampadositra olona ny hevitra ry zalahy a, raha manana conviction kosa ve tsy hasehony ny azy sa tsy kianjan'ny demokrasia eto e???malalaka ny kianja tsy , samy manao vava fa aza kivy ambony ihany nama a hihihi, mba hampiompio kely ao lery e hihihi