FANASANA

1. Noue ( 28/06/2010 14:24)
Ny GTT inter dia manasa antsika rehetra (sauf ny foza) hanatrika ny CONFERENCE -DEBAT

La crise endurcie: Quel Avenir pour Madagascar ?

Par des personnalités politiques venues de Madagascar

Le Mardi 29 Juin à 19h30

Au centre International de culture populaire
21 ter, rue Voltaire 75011 Paris


(Tout Public / Place limitées à 130 personnes)

http://69.90.162.60/~o101925/

novalian'i tgvafond ny 01/07/2010 16:05
2. Noue ( 28/06/2010 14:26)
Le méme jour de 19H à 23H, au CICP, 21 ter rue Voltaire , 75011 Paris, la réunion sera ouverte à toutes les associations et au public désireux d'avoir des nouvelles de Madagascar
3. pikatti ( 28/06/2010 14:47)
Masaka izany e, aleo hijery akaiky , fa tena be loatra ny tsahom-poza [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/applaudissements-185.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/applaudissements-185.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/applaudissements-185.gif[/IMG]
4. rijadolly ( 28/06/2010 15:16)
tokony mba hiadin- kevitra ao tsara ny momban' hevitry ny fanjakana Frantsay fa tena mahay miatsaravelatsy mihitsy
5. Noue ( 28/06/2010 16:10)


tokony mba hiadin- kevitra ao tsara ny momban' hevitry ny fanjakana Frantsay fa tena mahay miatsaravelatsy mihitsy
Afaka tsara mametraka fanontaniany ny rehetra eee ! Sady maromaro ireo vahiny vonona ny hamaly ny rehetra.
6. AndriambyII ( 29/06/2010 00:42)
Hamaly inona hono ireo vahiny ra Noue ? Valinkitsaka sa valin-dangoraony ?
7. terrywui ( 29/06/2010 15:49)
za ve letsy Noue mba entinlah ho any ? sa ho apetrapetrak'elah ndray ah ?.....
8. tgvafond ( 01/07/2010 16:05)
Olona miroa saina sy mpihatsaravelatsihy ty ve no resahina leuleu, aza matoky foza raha bitro no laoka [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Messages/panneau-no-spam.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0529