CRISES et festivités et CRISES CRISES CRISES .......CRISES ,MENSONGES ...INTIMIDATIONS...EMPRISONNEMENTS...CHÔMAGES.....

1. ouioui ( 28/06/2010 12:53)
L’absence d’une perspective heureuse dans le court terme en ce qui concerne la résolution de la crise ne permet pas non plus aux Malgaches d’étre optimistes. Ce qui handicape une totale adhésion à la célébration du cinquantenaire de l’indépendance. Les observateurs sont unanimes sur ce point : « si la crise a eu le temps d’étre résolue totalement, la ferveur populaire pour les festivités auraient été plus grandes ».
Justement, c’est cette peur de l’avenir qui semble plomber les festivités. En dépit de l’existence d’une feuille de route mise en Å“uvre par le régime transitoire, beaucoup redoutent une aggravation des tensions politiques à l’issue de cette semaine du 26 juin.
Méme les partenaires extérieurs de Madagascar sont du méme avis.
répondu par ouioui le 02/07/2010 10:54
2. pikatti ( 28/06/2010 13:01)
Ka io anie bain zavatra fety fety ihany fa tsy misy magie io ka hoe nanjavona tampoka teo ny tena olana , izao ary vao tena mahamay @izay Rajoelina , lany ny sôsy
3. ouioui ( 28/06/2010 13:04)
Mbola miantoka hono ny volan-tsonoa sy bois de rose hihihihi,misy olona efa tratra anarana ry zalahy nampanondrana tany Comores , hihihi, tsy navoaka ny anarana fa hoe olona ao @ FATY
4. ouioui ( 28/06/2010 13:15)
hihihi vao tazan'i wiwi ialahy rapika tonga lery dia nitsoaka hotran'ny tsy tazana hihihi, ahoana lesy rapika mandefa sarisary io fa milay e , tiko pehana any koa @ daka tsy hita koa nedala hihihi
5. pikatti ( 28/06/2010 15:00)
O ry leity ouioui, akama ihany anie lery iny fa be fikafika , mahina lava e, mivadibadika tsy mahatombon-tsiraka, bentika mihomehy fa ratsy loha rabitro , bentika mifaly fa mahery vaika i R8, de ahoana ihany less bainn a, tapitra izay ny récréation

Le cortège présidentiel s’est fait copieusement sifflé, vendredi soir, après le feu d’artifice, lors de son passage dans le tunnel d’Ambohida. Sifflets aux tonalités insultantes qui ont été amplifiées par la résonance du tunnel.

hiditra @ tena izy isika izao


Le menu de la communauté internationale
Réunions cette semaine de la SADC puis l’Union Africaine qui devrait relancer la médiation de Joachim Chissano.

Tsy afa bela fotsiny @ izao leisss io bainn a, tontakely [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/fache-non-non-248932.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/fache-non-non-248932.gif[/IMG]
6. pikatti ( 28/06/2010 18:56)

ahoana lesy rapika mandefa sarisary io fa milay e
A,defasako hafatra any elah e, tsotra kely e, alaivo fotsiny ny lien de tsindrio de izay
7. pikatti ( 28/06/2010 18:57)

ahoana lesy rapika mandefa sarisary io fa milay e
A,defasako hafatra any elah e, tsotra kely e, alaivo fotsiny ny lien de tsindrio de izay
8. diloo ( 29/06/2010 00:12)

tsy navoaka ny anarana fa hoe olona ao @ FATY

Dadatoan'i ra-miss-Terry no tratra saingy tsy azo lazaina ny anaran'ireo Fatim-pangalatra;[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lol.gif[/IMG]
9. terrywui ( 29/06/2010 12:21)

ouioui - 28/06/2010 15:15
hihihi vao tazan'i wiwi ialahy rapika tonga lery dia nitsoaka hotran'ny tsy tazana hihihi, ahoana lesy rapika mandefa sarisary io fa milay e , tiko pehana any koa @ daka tsy hita koa nedala hihihi




i rapika anie efa koboko 2fois fa tsy sahy nipoitra mitsy fa manepoka foana e!....za ary efa miantso oe mivoaha elah fa ity aho mitsangana ity fa tsy sahy lery !!...itako tsara anie nareo mtsamy lety raouioui ee....elah miakanjo tsipitsipika carreauxcarreaux de le pika manao kostara fa esorinlery ny amboniny le veste fa nafana angamba lery !....
10. terrywui ( 29/06/2010 15:50)
rapika - feticon = =
11. xxx3 ( 29/06/2010 17:40)
hita mihitsy hoe tsy zakan'ialahy ry bain ny fiainana eto andafy eto an,ialahy hono tsy sahy nivoaka fa betsaka pra be teo ivelany teo dia naleon'ialahy namitsaka tao
12. terrywui ( 30/06/2010 09:31)
sssshhhh...! tsy te hiresaka amin'ny mpamadika tanindrazana ah letsy a! -- naleoko nirevy niaraka tam jaojoby tany amn roseliane oa...!! elah natsoina tany tsy tonga ka eto vao mivovoh otran chien de salon eto wouwouwouwouiwwaw wa wa wa wa marennnn!!!.....

-za kou letsy ts te hangoaka akama zany a!.....

13. ouioui ( 02/07/2010 10:54)
Sao ary dia ialahy no ho goaga voalohany , hum mampitandrina aho izay fa akama ihany mantsy ialahy, bandy tsy misy milalao @ ilahy anie ny gtt ao sao vita ketsa eo ty izy karakarao TSARA aloha ny asile politika sao mody any Tsiafahy hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1562