recapitulation :- FAY NY MPANOHITRAN'NY SERASERA .ORG LEEE.... ATAOVY IANY EEE

1. terrywui ( 28/06/2010 12:16)
Mahafinaritra ery mahita anareo mpanohitra mpiondanan'ny serasera mipirina tsara sy hendry otran'izao !!...zao nareo mikombona tsara ny bebec fa tsy be wawawaw sy wouwouwuw tsony !!


recapitulation ary : -faly aby ny vahoaka Malagasy tamin'ny fikarakarana ireny fety ireny !
-bobaka be tsy araky ny neritrertina ndray ary ny vahoaka tonga tam fety rehetra !
-ny fanasana teny andapa mou de tsy lazaina tsony fa tretrika ny vahoaka tonga teny e ! tena trafo-kena tokoa no natao toko teny !..
-tetsy amin'ny afa-manga sy ny lalao tao anaty rano rehetra teo anosy mou de ts lazaina tsony fa de fisaorana mitafotafo no nataon'ny vahoaka malagasy ireo Mpitondra ! ny mahagaga de kay ry zalah any andafy tsy aty antanindrazana ireo no tena miseho mizesizesita sy manambony tena sy miseho milay eo fa pokna tena eto amin'ny tanana rehetra milamm sy finx tsara daolo





novalian'i terrywui ny 30/06/2010 09:34
2. swann ( 28/06/2010 12:38)


Miha tsy mahavaly intsony ny Antoko sasany


mila mitraka anefa fa lehilahy


mbola ihiratra io masoandro io
3. ouioui ( 28/06/2010 13:10)
hihihi vao natazana an'i pikatti wiwi tonga dia nirifatra toy ny tsy teo hihihihi, ataovy eo ihany hihihi, aiza ialahy teo e, io leissy rapika amboary ao a, lery koa anie reska sambos nems , tsss hotran'ny olona tsy nahita sakafo
4. terrywui ( 29/06/2010 10:32)

ouioui === )

5. terrywui ( 30/06/2010 09:34)
aza miantso vonjy amin'i rapika elah raouioui fa na rapikanlah aza vao niseranako kely tery st Ouen defa tsy sahy nipoitra fa nandohalika tao anaty oul tao lery sao darohako ony !!.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0673