Aok'izay ny resaka 26juin fa za amin'izay atrehina !!!
1. terrywui
(
28/06/2010 09:29)
ireto no nandray anjara tam matso :....
Ny Foloalindahy no nanokatra ny matso izay nahitana ny avy ao amin’ny Sekoly Miaramilam-pirenena ( Fianarantsoa ), ny Akademia Miaramila (Antsirabe), ny 1 er RTS, ny Capsat, ny RM1, ny BANI, ny BANA, 1er RFI sy ny 2 ème RFI izay samy manana ny tobiny eto an-drenivohitra. Nanaraka azy ireo avy hatrany ny avy ao amin’ny Zandarimariam-pirenena, nahitana ny avy ao amin’ny sekoly manofana manamboninahitra (Moramanga ), ny manofana mpianatra ho zandary ( Ambositra ), ny avy amin’ny fari-piadidian’ny Zandarimariam-pirenena eto Antananarivo, ny Escadron de la Gendarmerie, ny G 6. Mpandray anjara fahatelo ny avy ao amin’ny fianakaviamben’ny Pôlisy Nasiônaly, narahin’ny avy ao amin’ny fandraharahana ny fonja,sy ny Rano sy ny Ala. Ary ny filaharan’ny fitaovana enti-miasa samihafa toy ny fiara 4x4, fiara mifono vy, bisikileta, môtô, ary ny soavaly no namarana azy. Marihina fa nandritra ny matso dia nisidintsidina teo ambonin’i Mahamasina ny fiaramanidin’i BATAC.

répondu par AndriambyII le 29/06/2010 00:50
2. terrywui
(
28/06/2010 09:34)
rehefa atambatra daholo ny fisehoanjavatra rehetra sy ny evenement n'ny firenena amin'izao fotoana izao ary ny fandehan'ny TRIBUNAL de hita soritra sy tsapa ary tsy azo eritreretina tsony mihitsy zany fiverenan'ny dada mampihogahoga ny mpiondana zany !!
--oay azafady! ho an'i hery :--- nahazo tombony 576.000.000fmg ny fanjakana tao Majunga (banja toalaza ) ...mbola ho avy ny anjaran'ny faritra sasany fa dimy ny contrat n'ny KASSAV ... hatramizao alou de mandeha tsara ny zavatra rehetra misosa ny zafera !! ny vola azo avy amin'io kassav io de hanentanana sy hanampiana ny mpamboly any amin'ny faritra Antsirabe !..indrindra ny eo amin'ny sehatra fanantontoloana ankapobeny ny fivoaran'ny voly fanondrana Malagasy ....

3. rijadolly
(
28/06/2010 16:25)
Ary nisy miaramila Frantsay ve tao ry Terrywui?????? ary miaramila Senegaly?
4. AndriambyII
(
29/06/2010 00:50)
Dia hifampihinan' ny tadiny sy ny anamaminy @ izay izany ny Malagasy kely vatsy atsy ho atsy raha izay no irian' ialahy ra wuikss !!