Ny Fahafahako- Izay no katsahiko.

1. soanja ( 28/06/2010 08:52)
Fetim-pirenena tsy ela izay ary lasa ny saiko mandinika hoe manam-pahafahana tokoa ve ny vahoaka malagasy?

Soa fa misy ny fahafahan'ny isanisany avy.

Indro hira atolotro ho an'ireo izay mbola ampikatsahana izany ary aza kivy hatrany!

http://www.youtube.com/watch?v=Sorn-3DHTC8&feature=related





novalian'i soanja ny 23/07/2010 14:29
2. soanja ( 12/07/2010 13:51)
Latsaka mihitsy ny ranomasoko mijery sy mihaino ity hira iray ity. Faly loatra, lafatra loatra ny voalaza!

Tokony nahazo awards ilay tarika raha ny fahitako ny hatsarany.

Katsaho hatrany ny hatsaranao ry Malagasy! TEHAKA MIREFODREFOTRA!

http://www.youtube.com/watch?v=VSWFV5LEwGg&feature=related
3. sipagasy ( 17/07/2010 13:21)
misaotra Soanja nizara!
4. mirananirina ( 19/07/2010 07:28)
ny gasy mana-pahefana anie ry Soanja ka ireo olona ambony ihany eh!ny sisa izany tsy mana-pahefana .
5. soanja ( 20/07/2010 20:07)
Mira> Fahafahana no resaka ka! Izay mitady fahefana dia mbola tsy olon'afaka koa!
6. mirananirina ( 21/07/2010 12:04)
soanja,tena diso tokoa aho,fahafahana kay neveriko fahefana,nefa zavatra samy hafa be ireo,miala tsiny.
7. soanja ( 23/07/2010 14:29)

mirananirina:

soanja,tena diso tokoa aho,fahafahana kay neveriko fahefana,nefa zavatra samy hafa be ireo,miala tsiny.


Tsy misy tsiny velively ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1272