Aza miavonavona mou rankizy fa mba midira miresaka a!!.....Fety anie ny andro e...!!!

1. terrywui ( 26/06/2010 11:59)
vao mba petsa kely ve de zao no ataonareo e!.....

zao ny vola azo avy amindry kassav sy ireo tarika tonga de tena hanomboka hiditra ndray rahapitso !!

-raha somary niala vola kely androany ny Fanjakana de hiditra ndray ny volampanjakana rahapitso !! aza matahotra hoa fa miodina tsara io ry reto aaa...!!


fa alao ho any zany fa mifalia alou e!!.... io ny hira dia mandihiza aby aloha mifety !!!!
novalian'i terrywui ny 27/06/2010 13:44
2. pikatti ( 26/06/2010 15:21)
Aza mikonetaka e
3. hery ( 26/06/2010 16:38)
Ary ra Terrywui koa zany teto foana an. Mitovy aminay tsy nanatrika ny fetin'ny HAT tany amin'ny ambassade lolll

Karakarain'ny GTT any koa elah raha mandeha any akaikin'ny ambassade any.
4. AndriambyII ( 27/06/2010 09:39)
Tratry ny asaramanitra toi !! Eto foana ny olona fa tsy ho aiza tsy akory !!
5. terrywui ( 27/06/2010 13:44)
hery --- hanotanio an'i ra feticon sy i pikatti hoe tany ve za sa tsy tany ! za anie ry papa eto akaikin'ny Trocadero eto no mpetraka e !!......hin hon hin hon koboko i Noue , koboko i feticon , batista , pikatti .... teo antsasadalana ah niditra ....tamin'ny 16h20 rava ny tsena tao amn ambassade !!.... koboko daholo ny pokn'ny serasera !!


--hery karakarain'ny HAT ozy nareo ??....hin hin hin hin efa niomana aho hery a!...tsy niala PA mihitsy ah omaly sabotsy sy zoma ary androany alahady tontolo !!... ni-charge foana ny nenah iny !!(tena serieux ) satria tsy haiko ze tena fitapitapindry zalah sakaiza manody hafahafa ireo !! saika mbola hiar-hikorana tamdry zalah akamako ireo ah sao miakatra eo ny afo ka misy voagoaka tampoka eo ry lerony de naleoko niorana niaraka tam zokibe jaojoby tany antranon'i roseliane ny bandy !!....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1098