HO EO AMBONIN'NY LOHAN'IZA MARINA NY TSINY ? ... ERITRERTO IHANY TY MANAONAO FOANA ITY !!!

1. terrywui ( 23/06/2010 14:33)
aiza ny maha-izy anao ry Gasikarako ? terena tsy hanome voninahitra anao ny vahoakanao !! an'iza ny tsiny ? an'iza ny tody ? an'ireo mpaniraka ve ? sa ho an'ireo tsy manatanteraka ?

---TSY AN'NY HAT ANEFA NA AN'NY 3MV NA AN'NY MPANOHITRA NA AN'NY FRANTSAY I M/CAR IZAY TEREN'NY SASANY AETRY VONINAHITRA ANKEHITRINY ...


ONTSA ANAO NY FOKO R'ILAY GASIKARAKO , MALAELO ANAO NY FANAHIKO HOE MISY MALAGASY MAHAVITA MANIVAIVA NY HASINAO
novalian'i terrywui ny 24/06/2010 10:09
2. terrywui ( 23/06/2010 14:39)
3. terrywiui ( 23/06/2010 14:44)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/ouin.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/ouin.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/ouin.gif[/IMG]Aiza no ho vonoin'ny FATY foana ve ny vahoaka rehefa miteny , ampy izay , tsy lasa intsony , 50taona niadiana ve dia izao no hiafarana non[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/fache-non-non-248932.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/fache-non-non-248932.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/fache-non-non-248932.gif[/IMG]
4. ouioui ( 23/06/2010 15:11)
ONTSA ANAO NY FOKO R'ILAY GASIKARAKO , MALAELO ANAO NY FANAHIKO HOE MISY MALAGASY MAHAVITA MANIVAIVA NY HASINAO

hihihi, tsy mety foana ny anao e hihihi, maty aho terrywui fopla,hay ve ialahy mitomany ihany @ io ratsy vitan'ny FATY io e
5. blouky ( 23/06/2010 17:26)
vive la france vive rajoelina
ny sisa trondro maty daholo
6. terrywui ( 24/06/2010 06:53)
aiza ny maha-izy anao ry Gasikarako ? terena tsy hanome voninahitra anao ny vahoakanao !! an'iza ny tsiny ? an'iza ny tody ? an'ireo mpaniraka ve ? sa ho an'ireo tsy manatanteraka ?

---TSY AN'NY HAT ANEFA NA AN'NY 3MV NA AN'NY MPANOHITRA NA AN'NY FRANTSAY I M/CAR IZAY TEREN'NY SASANY AETRY VONINAHITRA ANKEHITRINY ...


ONTSA ANAO NY FOKO R'ILAY GASIKARAKO , MALAELO ANAO NY FANAHIKO HOE MISY MALAGASY MAHAVITA MANIVAIVA NY HASINAO

HO ELA VELONA EEE I GASIKARAKOOO.....
7. ouioui ( 24/06/2010 07:07)
Dia milaza ve ialahy izany fa FATY koa ireo mpihira ireo, efa lany bala i papa an!!Hihihi
8. terrywui ( 24/06/2010 07:17)

hoo ela velona ee ilay gasikarakoo


.
9. ouioui ( 24/06/2010 08:05)

hoo ela velona ee ilay gasikarakoo
Tena ilaina tokoa izany indrindra @ izao fotoana izao , izay tsy misy vanony intsony ny fiandrianam-pirenena fa dia hosena anaty fota-poza ny drapeau gasy
10. terrywui ( 24/06/2010 08:45)
Tonga ny asaramanitra ao M/car ao zao efa somebiseby daholo ny vahoaka rehetra ankotra ireo mpiondana kely very seza hin hin hin hin hin .....

Elah zany zao lety tena alergique n'ireny crabe ireny mihitsy zao ? nefa lety matsiro be reny refa atao sosy a!
11. ouioui ( 24/06/2010 08:54)
SAMBORY TGV MPAMADIKA TANINDRAZANA, MPAMONO MPIRAY TANINDRAZANA
12. terrywui ( 24/06/2010 08:59)
efa mande ny Tribunal an'io zao fa mety ho voaheloka ho faty iany i dada satri bobaka be kay ireo matiny teo A/tsorohitra
13. ouioui ( 24/06/2010 09:51)
Vakio ny vaovao voalazako ao fa toa taraiky be wiwi izany , sokafo tsara ny loha fa aza borné ao @io sankalité io foana papa a hihihi
14. terrywui ( 24/06/2010 10:09)


ALEO MIFALY ISIKA MALAGASY FA AZA MIREPLA AMZE RESAKY NY MPIONDANA FA OLONA HANDEHA HITOMANY IREO !!!!!.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0446