MANGATAGA RE TOMPOKO O

1. ouioui ( 21/06/2010 14:25)
MBA TENA MIANGAVY DIA MIANGAVY RE TOMPOKO MBA HANANGAN-TSAINY EE ,MBA EFA ASIAKO MPIHIRA GASY KALAZA BE KASSAV HO ANAREO HIHIHI
Resaka ka atao fa tena tsy mbola nisy fangatahana ny hanangan-tsaina hatramin'izay , tena mba marina mou hihihi
novalian'i ouioui ny 22/06/2010 10:44
2. terrywui ( 21/06/2010 14:35)
elah letsy arabaina de miavonavona be !! fa elah ve tezitra ee?
ataonlah inona lety batista mpihira gasy a!! sao defa niporina ndray ary ty elah kle ! sa ireny no revin'ny mpiondana , mpanohitra ?


ATSANGANO NY SAINA HONY RY VAHOAKA MALAGASY FA MILA VONINAHITRA NY FIRENENA A
3. ouioui ( 21/06/2010 14:44)
EFA MBA TAMBATAMBAZANA OMENA VOLA ,HANANTSOINA MPIHIRA VAHINY MBOLA TSY METY MANANGAN-TSAINA IHANY ,HO TIFIRIKO DAHOLO INDRAY IZAY TSY MANAN-TSAINA EO ,ATAOKO HOTRAN'NY TENY AMBOHITRIROHITRA INY ,MBOLA TSY FAY IHANY VE E
Tssss bast ve no handrahonana , hanerena ny olona hanangan-tsaina ???
Miala kelifingotra izay no tanjona
4. terrywui ( 21/06/2010 14:49)
tsisy fanerena zany letsy teo a!!! iza no nanery teo fa ny fandresen-dahatra no alefa mba ahatonga saina ny vahoaka hoe ny "fiandrianam-pirenetsika anie no kendrena " ary ny Voninahim-pirenena no tandrovina ! zay fotsiny fa eo kou letsy elah de mamorona atsanga tsy aman'orana eo !
5. ouioui ( 21/06/2010 14:53)
Efa maka adiresy eran'ny tanàna ny milisy ho an'ireo olona tsy manaiky ny hangan-tsaina , tssss
6. Noue ( 21/06/2010 18:09)
SAINA MISAONA HATSANGANA EEE
7. AndriambyII ( 21/06/2010 20:44)
Tsy efa lasa ve aloha ny fotoana fisaonana ireo efa lasana é !! Raha arahina ranomaso foana ny raharaham-pirenena dia mety miantso loza foana koa !
8. diloo ( 21/06/2010 22:38)
Saina voarakotra ny ràn'ireo martiora novonoin'ny HAT ve no atsangana hifaliana(voa tsy ela akory no natao sorona ny Mpitandrina Pasteur Ranaivo Rivo Arson. Ary mbola tsy ampy ny sorona hanaovan'ny HAT sy Andry TGV collections de martyres et concours des meilleurs FIS et cemgam mahafaty malagasy betsaka indrindra nandritran'ny 17 volona sy mandra-paharava ny foza.
Marina ny anao ry Noue, aleo saina misaona, en berne.
Hanao fety ny HAT fa faly nahafaty malagasy maro sy nampijaly vahoaka:
Fety etsy sy eroa no entina hanaronana ny fahorian’ny vahoaka Malagasy. Afarana avokoa izao mpanakanto maro avy any ivelany izao nefa ny loto eto andrenivohitra tsy hita izay vahaolana anaovana azy. Aman’aliny ireo very asa, tsy hita isaina ny mpiray tanindrazana any am-ponja, maro ny maratra sy namoy ny ainy saingy tsy asian’ny FATE vidiny ireo fa aleony mifety mandritry ny herinandro. Ary ny tena zava-doza dia mpanakanto vahiny no tena ankalazaina ao anaty ny fankalazana ny fahaleovan-tena ho an’ny Madagasikara.
Loza ho an'ny HAT.
Masina ny Tanindrazana.
9. terrywui ( 22/06/2010 09:07)
SALI DILOO ..... ho avy ny Mpanakanto bobaka be sady malaza be iraisampirenena Diloo fa tonga elah de mianara mandihy tsara dieny zao hanalàna azy eo amn palais des sports a! sa hiaraka tsika lahy ?? misy kassav misy celine dion misy little bob story koa fa tsy hain'ny mpanohitra izany fa secret nay sy cousin andry !!
--mahazahoa fahafinaretana ry mlagasy tsivakivolo a!....


asaramanitra ee....tonga ny fety oooo

Mifalia ry Malagasy aa....
10. ouioui ( 22/06/2010 10:44)
Tena paisom-poza ialahy e, iza no miteny @ ialah fa olona mifety fahaleovantena ny mpandihy sy ny mpirevy??? Sokafo TSARA ny saina sy ny loha alohan'ny hamalina fa tena tsy ao toi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0651