IZA ARY NO HI-PARI AMIKO ? ....

1. terrywui ( 21/06/2010 11:17)
--Eto no tena ahitana ny herinareo na ny fahalemenareo !!...


1/ - Iza no sahy hi-PARI amiko fa feno hipoka MAHAMASINA amin'ny 26juin hoy aho !!

2. terrywui ( 21/06/2010 11:18)
----De otrinn ny bala ? ze sahy ?


- za sahy mametraka 2000£ ho anize sahy !!
3. ouioui ( 21/06/2010 14:08)
Tadiavo aloha izay hividianan-drangahy ticket métro sy carte hitelefonevana e, 2000€ a 2000€ tsssss mmpmé ary hijery kassav ve no ataon-drangah fetim-pirenena tsss mampmé fa aiza ry Tselatra hihihi mba gasy lesss a tssss ary taiza ry kassav tsy nameno olona eran'ny Afrika , t@ Tamaga Jangil fa ty ve mitapy e
Balkabôsy ve nama tsy ho hisy olona a , fa izao no tadidio tsy voavidin'io ny mpitolona fa VAO maika aza mitombo ny fifanankalozan-kevitra
Hi-pari amiko izany ty , tsy ho prezidani Madagasigara i Kelifingotra lavanify na oviana na oviana
4. terrywui ( 21/06/2010 14:16)
aona lety batista a ! ...ary elah ve mbola tezitra fona e !...itako elah ts niantso tsony !!! elah ko letsy be fo kle .....
--de le valiteninlah letsy alefa fa tsy be konetaka eo elah a!! hi-pari ve elah fa hika oul Mahamasina am 26 juin ? de miantsoa letsy fa aza bebe fo otran'io elah a !! efa nataoko nihinana letsy i zigzag pikatti fa tsisy ataorana tsony a !...
5. ouioui ( 21/06/2010 14:30)
Tsy ampy hamidin'i pikatti ialahy e, BE resaka indray mantsy ialahy fa tsy eo lery an, tssss
6. terrywui ( 21/06/2010 14:37)
Efa koboko lery fa nataoko mahamay nedala amle lohanlery mpampiady oul iny ! ary aona lety zany kozin'i noue ao ambany ao zany hoe misy fitondrana saina mainty zany hanao filaharana zany hony !! ndao mba ho any e ! kozio aho ra ho any elah de manao rdv ee! .....efa nokoziko ra-noue fa ts haiko lery na ho any na tsy ho any !...
7. bobimarolahy ( 21/06/2010 16:01)
hi pari amiko ve ise fa mpanohitra ny 90% n'ireo olona ho avy eo ?
ho tonga hanala baraka anareo no antondian'ireo , dia aleo handeha hojerena.
8. bazylou ( 21/06/2010 22:39)
TGV ary tsy resy kooo eo no miseho milay eo reto , beuuuuurrrkkk
9. AndriambyII ( 22/06/2010 00:11)
Mbola maharaka aloha hatr@ izao !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0529