Fifandaharana tao amin'ny substitute !! pastera Valisoa ve ???

1. terrywui ( 16/06/2010 08:55)
Fikasana handrava ny «La Gazette»: Ny pasitera Valisoa no nampaniraka

Hametraka fitoriana eny anivon'ny mpitandro filaminana ny tomponandraikitra ato amin'ny La Gazette de la Grande Ile, noho ny fikasàna handoro sy hamono ny mpiasa tao aminy. Soa ihany fa vao nanomboka ny tora-bato dia tonga ireo mpitandro filaminana nandrava ireo andian-jiolahy avy amin'ny hetsiky ny mpitondra fivavahana mpiandany amin'ny vondrona Ravalomanana Marc. Ny pasitera Valisoa Rafanomezantsoa no nampaniraka ireto andian-jiolahy ireto ary nahare ny "baiko" nomeny ho amin'izany fandorana sy ny famonoana ny mpiasan'ny La Gazette, ireo mpanao gazety nanao ny asany teny amin'ny Mausolée. Fotoana fohy taorian'ny " baiko " dia nirohotra nandray vato tokoa ireo jiolahim-boto efa niandry teo anoloan'ny La Gazette de la Grande Ile. Azo sary moa ny ankamaroan'izy ireo ary hatolotra ny mpitandro filaminana hanamora ny fikarohana azy ireo izany rakin-tsary izany.
Fikasana handrava ny «La Gazette»: Ny pasitera Valisoa no nampaniraka
PARANY..suss;.


DE GAGA AHO RE OLONA ...PASTERA N 'I FJKM MPAMONO OLONA -- DE OTRANDRAINY IHANY EEEE...MIHOSONDRA NY TANANAREO RY MPOMBA NY MPANOHITRA REHETRA !!!...
novalian'i terrywui ny 17/06/2010 08:54
2. terrywui ( 16/06/2010 09:27)
higadra daholo ny assassins teto M/car e!

Ny tribunal n'i dada tamle namono vahoaka 300 mahery teo Am/tsorohitra koa efa miainga any !! farafahakeliny executé na tadimody ngah iny !!....na 50taona ao Tsiafahy travo forsé hon hon hon hon !.... ny benefice kelin'i diloo mivarotra broka sisa anaterankanina ho azy !!
3. pikatti ( 16/06/2010 11:15)
Aza manely tsaho leisy a[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG]
4. Fall ( 16/06/2010 17:55)
de ilaz ela fa misy ilavan pastera valisoa an ze "LA GAZETTE" any???? mapalahelo tsssss fououououza?????
5. terrywui ( 17/06/2010 08:54)
fall ---- vaovao anie no nampitaiko sy nalefako fa tsy za no namorona an'io e!

natao ny fakana ambavany azy de asa na hopetsa izy na hirepla hody
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5881