OPK sy OPF o p foza
1. falimanana
(
15/06/2010 15:27)
Depiote Camille Mektoub : Manakarama mponina sahirana ny FAT sy KARANA mba hanangatsaina any @ fokontany. Tsy misy manangatsaina ny vahoaka. 0,1%n’ny Malagasy no manao izany @ izao fotoana izao.
Aoka ny rehetra tsy ho voarebirebin’ny volan’ny karana. Tsy nivoaka ihany koa ny vola 100.000 $ avy @ Mafia sinoa satria ‘’caution’’ ilay izy, ka tsy nety namoaka vola ny banky tany ivelany. Samy Mafia moa na ny fitondran-jiolahy tarihin’i tgv na ny orinasa Wisco.
Mbola mampianatra ny vahoaka mba hanao fitondran-tena mendrika hatrany ny tenany.
novalian'i Fall ny 16/06/2010 17:59
2. wxxx
(
15/06/2010 15:44)
Ohatra ratsy ny nataon'ny FATY Ary ho faiein' ny MALAGASY fa tsy mahay miaina
3. terrywui
(
15/06/2010 16:40)
tsisy ps ze tsy ataonlah rapika a!!! xxxw ka xxx3 ka pikatti ka zigzag ka bekiraro ka be kintana ka rangorivao69 ! feno anlah ny forum ! tsara atsoina iany danielle hampihena ny hafanamponlah !
4. pikatti
(
15/06/2010 19:39)
Samy Mafia moa na ny fitondran-jiolahy tarihin’i tgv na ny orinasa Wisco.
Izany no mahatsara ny hanasorana an'ireo MAFIA TGV SY NY FORONGONY
Ohatra ratsy ny nataon'ny FATY Ary ho faiein' ny MALAGASY fa tsy mahay miaina
5. terrywui
(
16/06/2010 09:22)
ary lery refa mitondra le ps pikatti de mody gentil be a!!....tena bibilava lety !!...
6. pikatti
(
16/06/2010 11:26)
Ahoana aloha le kôzintsika sy elah iny e, le kalangita leisy a!![IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG]
7. Fall
(
16/06/2010 17:59)
nenareo mants ef hita we ts ahazo olona d vola fôôna
aleko lety miarak @ dadanay a!!!
t@ nenazy refa manao fôty sy ts manam-paaizana de tsmaazo grady fa nen'DJvendranabe, ela efa fôtif ndray n toubasana voulaaaa!!!
zan ve n fandrousouna!
mandrousou makany ankady ee???? sady ts maay anzany we TSY RECONNU!!!!!!!
aleko lety miarak @ dadanay a!!!
t@ nenazy refa manao fôty sy ts manam-paaizana de tsmaazo grady fa nen'DJvendranabe, ela efa fôtif ndray n toubasana voulaaaa!!!
zan ve n fandrousouna!
mandrousou makany ankady ee???? sady ts maay anzany we TSY RECONNU!!!!!!!
