IZA NO NILAZA FA TONGA NY VOLAN-TSONOA

1. ouioui ( 14/06/2010 17:53)

Ary mbola tsisy vola crédité foana ny caisse d'état e
novalian'i wxxx ny 15/06/2010 14:38
2. terrywui ( 14/06/2010 17:54)
efa misy ao lety fa elah ve any Evry mahita ze mitranga aty aminay aty M/car fa ny Sobika sy ny gazetiko no maty sokatranlah lava ao !....
3. ouioui ( 14/06/2010 18:11)

Les 2 fois 50 millions de dollars annoncés par le Président Andry Rajoelina ne seraient libérés mais mis sur un compte d’attente ouvert à la HSBC Hong-Kong. Au final, la HAT ne disposerait pas effectivement de ces versements. En l’absence des documents officiels malgaches, la société intermédiaire est prudente, voire méfiante à l’endroit de l’Etat malgache. En effet, un des documents demandé est la ratification par l’Assemblée Nationale qui est suspendue depuis mars 2009. C’est la légalité de la transaction qui est posée.

Hamrino ny valin-teninao terrywui, fa na ny oniversité aza tsisy vola ny mpiasam-panjakana tsisy encre sy ttsy, manginy fotsiny ny ppn
4. terrywiui ( 14/06/2010 18:23)
Aiza no ahitako izay valiny zany nefa e, ny anah ané miteniteny fotsiny no ataoko eto e
5. terrywiui ( 14/06/2010 18:23)
Aiza no ahitako izay valiny zany nefa e, ny anah ané miteniteny fotsiny no ataoko eto e
6. diloo ( 14/06/2010 19:01)

Hamarino ny valin-teninao terrywui

Aiza no ahitan'ny ra-Terry karo-ngazety hanamariana ny teniny.
Madagate vaovao fopla aza tsy sahin'i ra-Terry hanaovana fanamarinana fa sankalite.
Tena sahiran-tsaina lery [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/doh%21-45.gif[/IMG]hitady valiny hafa noho ny HSBC.[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Cligne/b_wink.gif[/IMG]
7. terrywui ( 14/06/2010 19:46)
fa diloo kou ve mahita ny valiny nefa elah varina mivarotra brocantera eo a Montreuil foana kle ...ahoana sirihany sy rapika zigzag any ve elah am samedi ra-diloo hividy fil d'alim any zahay faza araraotinlah fa mba asio rediksio iany e !
8. diloo ( 14/06/2010 20:16)

fa diloo kou ve mahita ny valiny

Ny tena blem an'i Toi anie, dia singila Toi eto e, sady i Rapa lasa nitsaoka any Canada. Raha teo izy dia ekeko fa manana kalite izy miaro ny heviny.Ary izy no afaka hanome valiny metimety kokoa no i Toi, eny na dia revisioniste aza izy.
Ny tiako ahatongavana, dia complémentaires ny ara-dalàna, dia tsy mila mangala tahaka tahakan'i Toi hamaliana dinika efa nisy valiny mahafampo.
Efa nosirihan'i Pika sy Bekiraro Tany MonOeil i Toi, saingy vao nahita ny tary Toi dia nitsorika.
Aza mandositra azy ireo fa samy namana mpisera anie ireo na dia tsy miombon-kevitra @'i Toi e![IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Cligne/3d-biere-cligne.gif[/IMG]
Ndao fandoam-bera beksa aloha i Toi sy i ra-diloo,dia mitoy indray ny ziva.
9. Mirananirina ( 15/06/2010 09:16)
hay ve terrywui,any dago eh
10. terrywui ( 15/06/2010 12:32)
mirana -- yééé !...ngah tsy hain'i mirana fa aty dago fona ane za hatramzay e !...fa aona ? misy innnnnn kay ?
diloo --- mbolaiany .....
11. wxxx ( 15/06/2010 14:38)
Nitonon-tena ny foza hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0354