Misy mialona be

1. hery ( 14/06/2010 15:16)
Tsy ratsy koa ilay loko an. Tsy misy olona fantatro eo fa aza mialona eo.

2. saosibe ( 14/06/2010 15:59)
tsy raharahinay io e,ny gasy angaha tafakatra manao coupe du monde ,noho i dada ihany izao dia tsy tafakatra hanao coupe du monde ny gasy ,sady nareo zanak'i dada ireo no tena be fialonana noho ny petit reconnaissance azonay tany @ vatican sy pakistan e ,miandrasa wa fifidiana raha tena tia tanindrazana marina
3. saosibe ( 14/06/2010 16:01)
ny vola be tsitokotsiforohana azony fanjakana malagasy no lazaina fa tsy nisy an'izany ,fa adala izany ny sinoa hanomeha an'io volabe io hon hon hon hon
4. terrywui ( 14/06/2010 16:25)
kayyy leee... ary toa olona matory andro aby ty mba akaman'i dada rey oul oooo...!!! reo ve zany no mba element n'i dada entina hanongam-panjakana aty M/car lee... jereo anie le rang voalo raha tsy matory aby e!! nefa ny baolina aza mbola tsy manomboka akory !! tena izao le hoe " izy ndray no jeren'ny baolina " de i dada koa jereo fa mivanitika tsisy valeur -ny mihitsy !! "mimeme foana otran'ny vache qui rit " boeuf qui rit " hon hin hon hin hon !
5. terrywui ( 14/06/2010 16:29)
6. Noue ( 14/06/2010 16:39)
Tsy maintsy misy ny mialona be eee ! norme ihany koa anie raha nahazo fanasana SEM RAVALOMANANA ee ! filoha voafidy aradalana ka nahoana no tsy voahasa hanatrika an'io ee ??

dray dray dray ! nisy olona sans kalité nahatsiaro voakenda zao tany ho any nahita an'io sary io aa ! norme koa satria putschiste lasa be vava tahaka ny dadatoany kadaf eee ! dia lazaina indray fa mafia ny fifa ??

ho aiza anefa zay putschiste eee !
7. terrywui ( 14/06/2010 16:42)
8. Noue ( 14/06/2010 16:43)
Mondial 2010 de la FIFA, une place d’honneur pour Marc Ravalomanana à la cérémonie d’ouverture

Un autre coup bas qui restera en travers de la gorge d’Andry Rajoelina, la présence de Marc Ravalomanana à la cérémonie d’ouverture de la Coupe du monde de la FIFA, qui plus est, sera un des invités d’honneur. Des safaris par-ci, des parties de golf par-là, un « exil politique », si on peut le dire, des plus plaisants. Une autre nouvelle qui fera l’objet de polémiques, non, c’est quand méme un événement sportif après tout. De plus le jeune n’est pas trop du genre à aimer le sport, peut-étre bien qu’à un tournoi mondial de scratching, sera-t-il l’invité VIP, mais en underground pour ne pas attirer la honte.
9. saosibe ( 14/06/2010 16:54)
izahay tsy te ahalala na ahoana na ahoana ,na manao safari na golf na mijery coupe du monde fa dia tsy mahazo mody aty @ tanana fotsiny ,mpamono olona sy mpangalatra ny dadanareo,
10. ouioui ( 14/06/2010 16:56)

Raha mba izaho lesy no teo amin'ny toeranao ry FILOHA HAJAINA RAVALOMANANA , IZAO AHO MINANA NY TADI-KIRAROKO ATO ANGABONE ATO FOTSINY
11. ouioui ( 14/06/2010 17:06)

Tsy mahita baolina aho e
12. terrywui ( 14/06/2010 17:18)
nanenganiny elah zay batista fa tsy niseho le http ! anotanio ahy letsy ny fanaovana azy fa atoroko ah ! atsoy ah zao !!...
13. ouioui ( 14/06/2010 17:41)
Hita midradradra be rajiolahy, mialona an'i dada mahazo toerana
14. ouioui ( 14/06/2010 17:41)
Hita midradradra be rajiolahy, mialona an'i dada mahazo toerana
15. saosibe ( 14/06/2010 17:41)
izao tonga ihany le vola be nandrasana hampandrosoana an'i gasikara malalantsika ity ,100.000.000eurois riens que pour leS SINOA,azafady tsy i pikatti io akory an
hon hon hon
16. terrywui ( 14/06/2010 17:47)
mimememza fahatany eo iany ,
17. ouioui ( 14/06/2010 17:52)
Volan-tsonoa izany tsy mbola tafa , mbola mila fidiny assemblé nefa ny asssemblé novonoin'ny venasy
18. ouioui ( 14/06/2010 17:52)
Volan-tsonoa izany tsy mbola tafa , mbola mila fidiny assemblé nefa ny asssemblé novonoin'ny venasy
19. terrywui ( 14/06/2010 17:56)
efa ao letsy fa ny mi activé azy sisa a! tara be elah !...zay no ataoko oe refa tsy maharaka vaovao de aleo miphon direct any dago
20. ouioui ( 14/06/2010 18:21)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Fume/0066.gif[/IMG]ajanony ny maina raha tsy zaka , diniho ny vaovao fa aza miteniteny foana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4556