26 joints et le cinquantenaire de la dépendance de Madagascar:Aiza ho aiza ny fanomanana?

1. diloo ( 13/06/2010 22:35)
Pour moi:

26 joints et le cinquantenaire de la dépendance de Madagascar
N'est que la préparation de l’envoi des troupes malgaches par la HAT, afin de participer à la parade française du 14 Juillet pour marquer son allégeance à sa reny malala.


Ny fanomanana:

I tonton vital kamaoly mikofokofo be:

Pour la hat l’organisation de la célébration a été remise entre les mains du gouvernement, afin de palier les erreurs commis lors de l’ouverture de la commémoration le 07 Juin dernier. Dernièrement Albert Camille Vital a sensibilisé la population à « Å“uvrer ensemble pour la réussite de cette cérémonie ». Actuellement, tous les moyens sont mis en Å“uvre allant d’une simple instruction aux ordres, dispersés dans toute l’île.

Tairo ndray aloha ra-Terry fa kapoakan'i toi koa ity dinika ity. Aza manjavona toi fa mandraisa anjara moa e!
novalian'i diloo ny 14/06/2010 12:51
2. wxxx ( 14/06/2010 06:39)
Ouinouinouinouin mitalaho ny Malagasy novonoiny hanangan-tsainy ouinouinouin
JOINTS hihihihi à la FATY
Fetim-poza , malahelo an-dreniny, nefa ty reiny aza tsy afa manoatra,mirecrute Bob Rénard izao ny FATY,Racharle vonona ny hikombaka corp à corp hihihi
3. Mirananirina ( 14/06/2010 11:32)
aray saika tsy azon ilay tantara 26 joints???ahoana ary izany..hay moa.Inona moa raha tsy ny FAT mianakavy ihany no manao fety fa ry zalahy ihany no manambola izao.
4. terrywui ( 14/06/2010 11:40)
mirana == isika rehetra manangatsaina an ...!! tandremo sao ts manaja ny tanindrazana eo !!!!! tsy mety ! tena tsy mety !!
5. Mirananirina ( 14/06/2010 11:47)
terrywui,za efa very saina ko,tsy manana izany intsony.(tsisy saina mdr)
6. terrywui ( 14/06/2010 12:10)
hatrehan'ny Filoha faratampony Rajoelina tompoko ny fotoana !
7. Noue ( 14/06/2010 12:30)
8. diloo ( 14/06/2010 12:44)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Drapeaux/madagascar.gif[/IMG]
Ity no an'ny Tia Tanindrazana tsy manaiky hitsahin'ny renim-poza.
Ity kosa ilay saina faneken'ny foza hitondra sy hitsentsitra an'i Gasikara:
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Drapeaux/0031.gif[/IMG]
Matin-kena-maso ra-Terri mampiseo ny saina malagasy, nefa ny manga fotsy mena no tena tiany hisolo ny fotsy maintso mena.
@'ny 14 jolay toi mandehana milhatra eny @ champs elysée fa aza mangalatra ny Saina Malagasy.[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/srigole.gif[/IMG]
9. diloo ( 14/06/2010 12:51)
Io nodoranareo foza io ny saina malagasy.Tsy rariny e! Izao manjara may hatramin'ny archives nasionaly, nefa io no mba patrimoine rakim-pahatsiarovana lasa sekotra sisy.
Misaotra mampatsiahy ny fahamarinana Noue[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/0028.gif[/IMG].
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0452