efa akaiky ééé

1. falimanana ( 11/06/2010 14:19)


Vendredi 11 juin 2010 *11h30->Un expert international, spécialiste en économie, a constaté qu'avec l'argent qui lui reste, la Hat peut à fortiori payer les fonctionnaires mains ne peut pas faire fonctionner les services publics. Selon lui, dans les ministères, il n'y a plus d'encre, ni de papier; dans les hôpitaux il n'y aura bientôt plus de matériels médicaux./ Non content de la cérémonie d'Andohalo de samedi dernier, Rajoelina ex Disk Jokey de son état va diriger lui méme les festivités de la féte de l'Indépendance. Il fera danser sûrement les barons du régime en ces temps de disettes et de privations./ Les prof de Vontovorona ont entamé une grève d'avertissement relative à la revendication de leur droit.
novalian'i fijo ny 14/06/2010 11:23
2. ouioui ( 11/06/2010 14:21)


il n'y a plus d'encre, ni de papier; dans les hôpitaux il n'y aura bientôt plus de matériels médicaux./

AFA BARAKA HIHIHI!!! DIA MBOLA MISY HILAZA IHANY FA MISY HETSEHINA HIHIHIHI
3. terrywui ( 11/06/2010 14:37)
oui oui === salut letsy bainnn a!! ary elaela elah ts tatoa ....
4. ouioui ( 11/06/2010 14:40)
Teto foana e, malahelo aho leisy @ fanapotehina nataon'ni Rajoelina ny Tanindrazako a, tena mihaika aho fa tsy misy afa tsy DADA ihany no solution
5. terrywui ( 11/06/2010 15:20)
itony izy daholo betsaka aty amiko raha mbola mila oo ...! tsy ny TGV anie no ilaina'ny fianakm's fa ny fialan'i dada sy ny tsy ahazahoany miditra ny territoire M/gasy fotsiny e
6. ouioui ( 11/06/2010 15:25)
HIHIHIHIHI TSY MIVOKA E HA HA HA HA? HE HE HE NY ANAY TSY ALAKO BIKA TSY TIAKO TAREHY FA NY FOMBAN'NY FANJAKANA JIOLAHY TSY TOKONY HISY ETO AMINTSIKA INTSONY @?IZAO TAONJATO IZAO UN POINT C TOUT!!!
7. terrywui ( 11/06/2010 15:26)
ity koa mbola izy oui oui a
8. ouioui ( 11/06/2010 15:46)
HIHIHIHI NISY MPANDRINDRA NANDALO HIHIHIHI
9. 3188 ( 11/06/2010 16:05)
tsy mahita avaly ndray rawix d ovaina lay resaka .tsisy nanontany sary teo lesy a!
10. xxwx ( 11/06/2010 16:16)
Vizana BE fozaloha, zesta tsy alehany tssss
11. terrywui ( 11/06/2010 17:30)
vive ze mitondra eo ankoatra an'i dada !!....hin hin hin hin dada non , no, nein
12. fijo ( 11/06/2010 20:31)
ary efa manomboka mibila elahy izany rawix???
13. AndriambyII ( 12/06/2010 00:15)
Efa dôzy kely n' ny tary rafijo ôô ! tskoi zany !! sa aôna ra wuiwui ?? Ts'efa miongana ve ny tavouangy 2 ao ?? he he he ! JB sa J.Walker ? Vodka ? Gin ?Tequilla ? ...
14. AndriambyII ( 12/06/2010 00:15)
Sa saké ?
15. saosibe ( 12/06/2010 07:46)
J.Walker sy coca lesy Andriambyll an,ary naninona ialahy no nivadika ?nefa mba isany membre fianakams ihany taloha teo sa ve efa nahazo saosy avy any @ dada koa
16. rijadolly ( 13/06/2010 07:48)
Saosibe >>>>Tsy ny vola no tokony hampiova ny hevitra fa ny fahafantaranao ny marina. Mba ovay amin' izay ny saina ry Saosibe fa manimba zavatra a! Misy hevitra iraisana dia samy tokony anao ok! daholo na atoko iza izy na iza. Fa raha misy kosa ny tsy hitovin- kevitra dia tenenina izay tokony ho marina fantatrao na hazavaina, eo no miteraka ny ady hevitra hampandroso fa tsy izay resapona hoe tsy tsitiako fotsiny izao i anona dia izay lazainy hevi- boraka avokoa. Mba velaro ny saina sy ny fo fa izany no ilaina amin' itony karazana serasera itony ho fanambeazana ho any tsy dia nadi- fianarana firy.
17. rijadolly ( 13/06/2010 07:59)
Ho anay tsy dia nadi- fianarana firy hy tiako tenenina fa tsy voatsindry tsara le lettre " a " Mialatsiny betsaka e!
18. fijo ( 14/06/2010 11:23)
aiza ary wiwi kely le??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0937