na miverina dada na tsy miverina ambony ny moraly

1. falimanana ( 11/06/2010 13:55)
aza d marary fo am zany eo Razokiny b aaaa!!!!
ny karapasy retra am zay mikarepoka daolo f'az taitsa an!!
ny vola nangalarina retsa miverina am MALAGASY§
NY TSANO NOVIDINAREO TAM VOLA halatsa retsa vita matavy
ny compte nareo zélé daolo!!
df eo nareo vo itmany tahaka ny RAI-POZA sy ry znéralimpotaka é!!
novalian'i ouioui ny 11/06/2010 15:48
2. falimanana ( 11/06/2010 13:58)
ary tsy dada iany fa deba koa hoavy!hihihihihihi!! efa vita fihavanana zahay ary MIASA MAFY iz aty andafy fa tanjemo ann!!
3. stalingrad ( 11/06/2010 13:59)
ay fantatrelah tsara iany ny hadalan'ny dadanareo ?
-nangalatra , namono olona ,nanambaka sns.....
4. falimanana ( 11/06/2010 14:06)
Mr FOZA ooooo!!
aleo asiko fanajana kely hoe Mr sao d tezitsa eo ny Fozaorana !!
ny tsano novidinareo tam vola bois de roses tonga ao LE HAVRE reo !!!bye bye ééé!!
hoavy dada ooooo!! nareo ngé no mpamono olona misy POROFO zao é!!
aiza ny porofo nareo am zao?? efa any am TPI ny porofo retra oo
5. terrywui ( 11/06/2010 14:09)
ary le 300lehy notifirin'i dada ankitsirano teo A/tsorohitra ?? sa mbola tsy teraka ve Faly kely tamin'ireny ?? hin hon hin hin hon hon hon
6. falimanana ( 11/06/2010 14:14)
Mampimé b ialah ry wiwiwiwi!!hihihihiiiihiihihi
afak'andro mitsy am lisany sy HABADOAN'lisany reto!!
mba ASIVO kalité am lesy ry wiwiwiwi aaa! tena torak 'hehy aah am lisany !!!mdrr
7. terrywui ( 11/06/2010 14:38)
tsisy havaly ve amle 300lahy maty teo a/tsorohitra
8. ouioui ( 11/06/2010 14:41)
Hya ve mbola tsy fantan'i wuiwui foana fa milisy Ramaro no tao ambadika e, hummm , tara be ianao izany
9. ziva6 ( 11/06/2010 15:24)
fa angaha lety i dada8 no niteny hoe tongava aty nareo fa ho tiofiriko sa haverina @ lisany foza indray ny kabary natao lisany teny @ 13 Mai! nitondrany lisany ny olona ho vonona d aty aoriany lisany sahy milaza fa i dada no namono, tsy saim-poza ôtrany lisany daholo ny olona
10. terrywui ( 11/06/2010 15:25)
11. ouioui ( 11/06/2010 15:48)
FOZA VE HISAINA E
12. ouioui ( 11/06/2010 15:48)
FOZA VE HISAINA E
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1285