efa manomboka mihaiky ny HAT ny ONU bientot

1. saosibe ( 10/06/2010 15:48)
Selon Andry Rajoelina sa décision de ne pas se présenter lors des prochaines élections présidentielles a entraîner un changement d'opinion de la communauté internationale. La preuve, les différents ambassadeurs qui sont passés présenter leurs lettres de créance
(source sobika)

etsy andaniny le vola tsy toko tsiforohana azo avy @ fitsandrahana fer tany soalala ,manomboka miasa ny fitondrana dia mihezaka mialaona ny zanaky i dada
novalian'i saosibe ny 11/06/2010 04:23
2. saosibe ( 10/06/2010 15:56)
nolazaina fa 80% ny budget ny fanjakana miankina @ mpamatsy vola nefa jusqu'a maintenant mbola volohan'ny fanjakana daholo ny karaman'ny mpiasa,milay fitondrana e ,efa t@ andron'i dada daholo ireny very asa ireny ,50ans tsy nisy vokany ka aleo aloha ny fandrakana ry zareo hiasa ,omeo 5ans izahay fa fohanany ny fahantrana ,izay vao tena 2500fmg ny kg vary ary 12500fmg ny litatra ny menaka ,tsy ho 4l ohatrany an'i dada fa tonga dia 4X4
vive rajoelina
3. rijadolly ( 10/06/2010 16:46)
Sao dia tsy hanana vatsy intsony ny taranaka amam- para e! lavadavahana daholo hatramin' tanimanga angamba amidy rehefa lany ny harena potentiels rehetra. Alefao alavitra ny fisainana, afaka nataon' fitondrana teo aloha daholo izany fa inona ny antony? tsy atao varo- boba ny harem- pirenena, izay midika fivarotana Tanindrazana. Afaka namidin' ny teo aloha koa ny bois de rose fa inona ny antony? Valinao io fa inoako fa voavalinao. Afaka nomena ny Firenena izay ahitam- bola aingana i Bemolanga, fa inona ny antony? Izay ahazoan' tombotsoam- pirenena fa tsy izay tombotsoan' Firenena minono an' Gasikara hatrizay ela izay.

Tian' io Firenena io hotanteraka ireo dia nampiasainy ny zarazarao anjakana avy amin' alalan' ny ory havamanana.

Taranaka any aoriana jerena fa tsy ny vola kely any ampaosinao androany.
4. rasamy ( 10/06/2010 17:21)
[URL=http://ti1ca.com/j0lcp0hm-foza-foza.jpg.html][IMG]http://mk7.ti1ca.com/j0lcp0hm.jpg[/IMG][/URL]
lany lainga e
5. pikanety ( 10/06/2010 17:47)
Pour la 1° tranche de 50 millions de dollars, l’on confirme d’ailleurs ce non-paiement par la banque HSBC de Hong Kong." Chèque sans provision, donc Chèque en bois !!! on peut en donner la définition qu on veut!!!
Après les Investisseurs Saoudiens de l'an dernier qui avaient laisser une grosse ardoise au Carlton, voila les Chinois qu...i débarquent...Tout ce TAM TAM pour ça...A suivre!!!!
6. rijadolly ( 10/06/2010 17:53)
marina ve io ry Pikanety
7. pikanety ( 10/06/2010 19:03)
taiza ianao ry rijadolly no mbola nahita HAT nilaza ny marina ,tsy maintsy mivarotra sakabeloha foana ,jereo le androany hoe efa manomboka mankatoa ny hat hono ny firenana any ivelany raha nandray an'ireo ambasadaoro ny VATICAN ,TURQUIE,PAKISTAN ,
8. terrywui ( 10/06/2010 19:47)
fa innn no tsy marina amzany ??
9. fijo ( 10/06/2010 20:59)
ka na azony aza ny cheque,rehefa tsy voaloha atao haingn trano ve,
10. saosibe ( 11/06/2010 04:23)
mbola hoavy eo koa i birmanie ,corée du nord,afghanistant,cuba,niger ,hanokatra ny ambasady eto tana bientot
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0451