1. tontonsola
(
09/06/2010 12:18)
Aiza koa mbola homen'Ingh Zuma place d'honneur indray ve Ingh Ravalomanana, ary ny hakarary fo ahy ve no tena tadidiavina e, vao haingana ny UE nandatsa ahy fa tsy mahazo fanampiana intsony hono fa unilateralista loatra izahay HAT dia izao mbola plce d'honneur izao indray , TSY RARRRRRRRIIIIIIIIIIIIIIIIIINNNNNNNNNNNNNNNNNYYYYYYYYYYYYY EEEEEEEEEEEEEEEEEEEEE
Hafarakoa hanao fetibe aty ry Céline Dion, Britney Spears, Christina Aguilera, Whitney Houston ,Magic System @ 26 juin, tsy misy mihemotra intsony fa daty tena izy , fa ny tsy haiko aloha raha ho avy ihany ry zareo e
Tenin'ny tgv tao ambany tao io, efa niulaza moa izny ny tany @ Céline Dion fa tsy nisy fanambarana mikasika an'izany zavatra izany akory ny avy any @ manager ny
Ny tena fanontaniana dia hoe ,
- INONA INDRAY NO HANABAKAINA NY MALAGASY FA TSY HIKOMIANY MIATRIKA IZAO FAHANTRANA , MAMPIFADIRANOVANALOATRA IZAO???
- MIHOTRIKA INONA NY FOLOALINDAHY ???RAHA MAIKA LOATRA NY LT RANDRIANJAFY ,NANDRAY LESONA VE RY ZAREO NIANDRIANDRY HATRAMIN'IZAO KA HIPOAKA TOKOA ILAY ALOHA'NY 26 JIONA
Maika loatra!
Raha iverenana ny zava-nisy mialoha ny zava-nitranga, teny Fort Duchesne, tamin’ny mey lasa teo dia nahazoam-baovao fa nisy fanapahan-kevitra saika notanterahin’ny manamboninahitra maromaro eo anivon’ny Foloalindahy mifandraika amin’ny fitadiavam-bahaolana hamahana krizy. Taorian’ny fivoriana nisesisesy sy ny fifandresen-dahatra dia niray feo ireo nivory fa hitondra ny hevitr’izy ireo teo anoloan’ny Kaomandy Ambonin’ny Zandary sy ny Lehiben’ny Etamazaoron’ny Tafika. Kanjo tsy nisy tanteraka ny zavatra nifaranaraha satria namoaka ilay fanambarana niantso vahoaka teny amin’ny Mausolée ny Lt kôlônely Andrianjafy Raymond, dia ireny niaraha-nahalala ireny ny niafarany.
Ny fanazavana re eny anivon’ny Foloalindahy dia ny hoe maika loatra ny Lt kôlônely Raymond nandray ireny fanapahan-kevitra ireny. Voalaza fa nahalala ny fisian’ny fivorian’ny manamboninahitra voalaza eo ambony ny teny amin’ny FIGN na dia tsy tao anatiny mivantana aza. Ary voalaza fa efa nisy ihany ny nandresy lahatra ny FIGN ny mbola tsy tokony hanatanterahana iny hetsika iny mba hisorohana ny mety ho fisian’ny rà mandriaka. Andrasana izay mety ho tohin’iny raharaha iny, taorian’ny fanazavan’ny tompon’andraikitra fa aorian’ny zandary dia hanomboka amin’izany ny fisamborana sivily.
novalian'i diloo ny 10/06/2010 01:02
3. terrywui
(
09/06/2010 15:56)
- MIHOTRIKA INONA NY FOLOALINDAHY ???RAHA MAIKA LOATRA NY LT RANDRIANJAFY ,NANDRAY LESONA VE RY ZAREO NIANDRIANDRY HATRAMIN'IZAO KA HIPOAKA TOKOA ILAY ALOHA'NY 26 JIONA
??ann!...hanao inona ndray hoe ry tonton ?? hanao inona alohan'ny 26juin hoe?...handrangitra miaramila ndray koa ?? ....oouuuufff...!! mandreraka ny mananatra an'ireto Mpanohitra ireto kah !!! nefa tokony hitandrina ihany ny vahoaka Mlagasy fa fampidirana ny oul ho tifirina ndray zao io de ry zalah mipitsa refa tonga ny fotoanan'ny pan! pan! pan !pan! hen hen hen hin hin hin
4. xxwx
(
09/06/2010 20:26)
Oudryyyy !!!tsy ny miaramila no hiadiana ranamana fa ny jiolahy fanjakana ve e?ary ny miaramila tsy natao hamono ny mpiray tanindrazana aminy fa ny jiolahy fanjakana no maniraka?hafa kely izany eritreritrao izany ndrematoa a...
5. pikatti
(
09/06/2010 21:31)
Ny fanazavana re eny anivon’ny Foloalindahy dia ny hoe maika loatra ny Lt kôlônely Raymond nandray ireny fanapahan-kevitra ireny.
Alamino tsara @ izay fa raha ny lojikan-javatra dia lasa mila an'i Zuma i Sarkozy zao , mila te hiseho lery fa manohana ny ezaka ataon'ny Afrika @ fametrahana ny demokrasia( invité i Zuma @ fivorian'ny UE, izay vao haingana no nandà ny hanomé vola ny FATY) sady sarotra t@ frantsay ihany ilay nanohatra ny 1ère puissance économique mondiale USA sy ny 1ère puissance économique Africaine SUDAF, indrindra fa @ izao contexte misy aty Eropa @ zao fotoana[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/c_laugh.gif[/IMG]
6. katrikatry
(
10/06/2010 00:10)
Vita ny aminareo forongon'ny tgve, tapina hatreo ny domy fa mitadiava olon-kafa ,efa forfait ny raipoza izao fa iza indray no manaraka , alefaso kely hoe jerena
7. diloo
(
10/06/2010 01:02)
tapina hatreo ny domy
Mbola misy kely ihany i misy kely ka:
Mbola hitoroka bolao faraparany amin'ny fiarahamiasa amin'ny Pakistana sy ny masoivo.
Ny blèm dia mety hampianatra ny malagasy ho bombes humaines ry zareo.Tahaka ny talibans ao @'ny frontière pakisy.
8. diloo
(
10/06/2010 01:02)
tapina hatreo ny domy
Mbola misy kely ihany i misy kely ka:
Mbola hitoroka bolao faraparany amin'ny fiarahamiasa amin'ny Pakistana sy ny masoivo.
Ny blèm dia mety hampianatra ny malagasy ho bombes humaines ry zareo.Tahaka ny talibans ao @'ny frontière pakisy.
