Père Alain Thierry : « Rajoelina était un pion »

21. diloo ( 08/06/2010 00:55)
Milamm-->Misaotra tamin'ny fampianarana mikasika ny sata lambert.
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/victoire-584.gif[/IMG]
22. fijo ( 08/06/2010 20:43)
misaotra an'i milamm nametraka ilay fanazavana.
i lambert dia mpandraraha tanora taty aminn'y faritr'i osena indiana taty,ary izy dia nampiasain'ny frantsya nony fantany ,fa lasa naman'i le koto,ka natao fitaovana ahazoana ny fampiasana ny tany ilainn'y frantsay eto madagasikara.tsy adino koa ,fa i laborda no nanao ny fanelanelanana tamin'izy roalahy tanora.
noho io fifanarahana io,dia nahazo vahana ny frantsay nony lasa RADAMAII i le koto.ary noho ny tsy naneken'i rainilaiarivony io fifanarahana io,sy ny "famonoana voalaza ofisialy,fa tsy hay na tena maty izy na tsia"dia nanararaotra ny frantsay nitarika ny ady teto madagasikara ,ary mbola io hifikirany io,ilay voarakitra tamin'izany
23. Mirananirina ( 09/06/2010 06:48)
ary zay vao fantako "fijo"an!
24. milamm ( 10/06/2010 12:10)
tsisy fisaorana diloo,mirana ny kely ananana no zaraina tsiky deampy ozy Hery zay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2075