Zavatra hafa mahasolo kotrana?

21. vale ( 17/07/2010 19:22)
sipagasy: hihihihihi
novalian'i Belle ny 28/09/2010 11:35
22. fijo ( 24/09/2010 19:24)
tena olan dehilahy io rahery,ny lomano koa izao no hoandramana ,ka asa raha hanao akory.
23. Belle ( 28/09/2010 11:51)
Mahomby tokoa ny lomano raha tena milomano ianao fa tsy milalao fotsiny. Vehivavy aho no manao azy fa mety amin'ny lehilahy ihany koa, inoako. Raha nanao brasse mandroso ianao dia atao dorsal miverina, toy izay koa ny crawl. Arakaraky ny haben'ny dobo ilomanosanao ny isan'ny mandroso sy miverina ataonao, fa ezaho ny hahatratra tanjona 1km. Atomboka tsikelikely, ohatra hoe impolo mandroso sy miverina amin'ny voalohany, dia ampitomboina hatrany.
Aza variana amin'ny lanja fotsiny koa satria misy ny olona sasany tsy manary lanja fa mihena habe fotsiny ihany; izany hoe na tsy miova aza ny lanjany, dia miha-mahia izy.
Mazotoa daholo e!
novalian'i Belle ny 28/09/2010 11:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4423