IO NDRAY FA NANAONAO FOANA ....ANARINA FOANA ,TENENINA FOANA ,LAZAINA NY MARINA FA EHEEEE..henoy zany razondamosina hon hon hon ...
1. terrywui
(
04/06/2010 08:28)
Efa hoe toerana saro-pady Antanimora na Tsiafahy na ireo toerana rehetra "point strategique atahorana hipoaka na ho voaroba - de mbola miverina indray ilay toy ny teny Mausolé tompoko !!! Ny toerana fotsiny no samy hafa fa samy MPANOHITRA ihany fa le fisainana no mitovy ! te handika lalàna fotsiny izao (mila vaniny !)
---Efa averina foana fa mila taratasy avy amin'ny Procureur anie rey oul vao afaka mamangy na manatibary any amin'ireny fonja ireny e!!!! --izany ve de tsy ho hay e....
---de mitovy tsisy valaka amle teny amin'ny Tobin'ny miaramila no hidirana !....hivavaka (sady hanao koudetà)...!!!
---de ho eny a Tsiafahy hono zany androany !!..ny eny anefa dia tena saro-pady lavitra noho Antanimora mihitsy raha tsisy autorisation sy signature n'ny Procureur !! de asa na ho firy ndray androany no ho goagoaka fahatany eny fa tena sarotra le manazava resaka amin'ny be marenina sy donto ka !!....

répondu par AndriambyII le 05/06/2010 23:52
2. hery
(
04/06/2010 08:39)
Fohy fitadidy :-)
Mbola vao herintaona mahery anie izay no teny Ambohitsirohitra hanafika lapam-panjakana e? Dia nony voatifitra teny anefa tsy niteny tahak'izao i terrywui fa ny nitifitra indray no lazaina fa mpamono olona.
Aiza ihany re izany e :-)

3. terrywui
(
04/06/2010 08:43)
yéééé...tena marina izany efa zavatra tsy nety nataon'ny TGV iny nitondra oul nankeny iny fa nentin'ny fo moa .... de tokony ho anatra ho an'izay mandeha eny amn zone rouge rehetra izay hoe tsy mety fa ny vahoaka kay no mibaby ny kitrany de tokony tsy ho atao tsony satria io Tsiafhy androany de tena hafana be io !...
-----izay mitifitra ka mamono de mpamono olona izy zay!!! tsisy adi-hevitra izay na TGV le nitifitra na 3mouv na arema na tim nizaniza .....
-----izay mitifitra ka mamono de mpamono olona izy zay!!! tsisy adi-hevitra izay na TGV le nitifitra na 3mouv na arema na tim nizaniza .....
4. bekiraro
(
04/06/2010 09:39)
Famonoana mpiray tanindrazana tsotra izao iny rangahy iroa a, ary ireny rà nalatsaky tgv ireny dia mbola ho takiana aminy fa aza taitra ialahy
Afaka mamangy ny havany sy ny namany ny olon fa tsy manao seza vide lava rangahy ty a, nakaiza fa tsy nitsoaka ny lehiben'ny prison, inona no tena nandosirany , aza mandositra ialahy fa alefaso ny adiresy ry fozavontany ty a

5. terrywui
(
04/06/2010 09:46)
efa hoe aza tabailah alou hery ra ZAMA91 fa mbola mikozy zahay a...tsisy havaly lery de tabainlah de sur fa tsy hiditra eo izy fa nenlah teny ratsy be sy teny mamoafady no alefanlah !....oay le ...ary maninona tokoa ary ny IP nlah tsy sakandrahery le..nefa ompa sy teny ratsy maoafady zany alefanlah ao ambany ao amle zigzag sy ramosekely sy zama91 sy feticon ao zany !!...
6. bekiraro
(
04/06/2010 09:48)
Ahoana tsy valin'ialahy ny fanontaniko raha tena milay ialahy e, omeo ahy ny adiresy hanaovana fotoana dia izay fotsiny ,tsy mila olo vantara,jerevako tsara araha mazana ialahy , zanaka miaramila e ouaiouay e, PA e, , tsy raharahiko izany ialahy sy izaho izao raha favy ialahy ! aiza tiako mba ho hita, karakory hagnano sa tsy hagnano raha !!!olo mavozo
7. terrywui
(
04/06/2010 09:55)
8. bekiraro
(
04/06/2010 10:04)
Misaotra fa efa azoko ny adiresy , asio sary sao tsy dakoma indray no hitako, eo, izay fotsiny fa miomana ialahy,
9. bekiraro
(
04/06/2010 10:04)
Misaotra fa efa azoko ny adiresy , asio sary sao tsy dakoma indray no hitako, eo, izay fotsiny fa miomana ialahy,
10. terrywui
(
04/06/2010 10:07)
hon hon hon hon ....refa ho avy elah de ahita comoriens maromaro mijorojoro de izaho izay ny iray !....ty misy fika iray koziko anlah razama91 !...tsisy sariko anie lety ireny hitanlah rehetra ireny e!...refa mahita ahy elah vao tena gaga hoe hay ve elah no tena wuiwui aminy e!...
13. terrywui
(
04/06/2010 10:14)
bye letsy akama fa handeha hikandra kely ah fa tapaka tsinay mitsy ah mikozy amlah otran zazakely ty le !!...kozy e...tena surprise tamiko elah bainnn a..
14. bekiraro
(
04/06/2010 10:15)
LAZAO FOTSINY IZAY MAMPALALAKA DIA HO AVY ANY AHO ARY HO HITAN'IALAHY FA BANDY NY ATY
16. AndriambyII
(
05/06/2010 23:52)
ngha mba mahay izany atao hoe "anatra" ny TGV???
Ho hita eo na extraterrestres ,na aliens , na predateurs ny malagasy ra fijo !!