REGARDER VIDEO Les 3 mouvances en visite aux prisonniers à Antanimora 03 juin 2010

1. vatofototra ( 03/06/2010 15:52)
REGARDER VIDEO Les 3 mouvances en visite aux prisonniers à Antanimora 03 juin 2010

- La HAT a refusé les visites des prisonniers politiques et journalistes par les 3 mouvances conduites par Zafy Albert à Antanimora 03 juin 2010
- Zafy Albert donne son avis
- Interview Tabera Randriamanatsoa


Participer au FORUM
Visiter et Poster gratuitement vos petites annonces

http://www.vatofototra.com
répondu par bekiraro le 04/06/2010 10:09
2. pikatti ( 03/06/2010 22:53)
Fampaherezana ho an'ny mpiara-dia @ tolona hikambanana io ka ary zava-dehibe izany , tsy misy matahotra fonja ny Vahoaka raha mahatsiaro fa tsy irery akory izy ireny

Marina mihitsy ny voalazan'ny Pr Zafy ,taiza no nisy tetezamita misandoka manao contrat raha tsy tgv !lanio tsara ao ary ny volan'ny sonoa fa ialahy no ataony miantoka refa kelikely eo
Efa teren'ny tsy fisiana mantsy ka lasa manao fahatany sisa,


Mbola mijery an'ny ratsirahonana ao nedala aloha fa rahapitso mety hilaza fa hiala tanteraka , bandy tsy mahatàna teny
Mankasitraka nama a
3. diloo ( 03/06/2010 23:00)
Ok Vatofototra.
Fomba sankalite indray no baiko nasain'ny HAT ho tanterahin'ireo fonksionera mpiambina ny fonja manoloana ny ray-aman-dreny filohampirenana fahiny:
Tsy nasian'ireo tompon-draharaha eny amin'ity fonja ity dikany ny maha filoha an'i Zafy Abert fa dia «nasain'izy ireo nanaraka ny fanaon'ny olon-tsotra». Ny lehiben'ny fonja moa tsy tao an-toerana fa «lasa namita iraka» maika ivelan'ny fonja raha ny fanazavan'ireo mpiara-miasa aminy, hany ka dia natao tsinontsinona ny maha filoha teo aloha an'i Zafy.
Tsy mahagaga fa sankalitalahy ny sefon-dreo.Ntss!
4. terrywui ( 04/06/2010 08:39)
vatofototra a!....tsy hitanao hoe mbola nanaonao foana ndray ve le 3mouv amin'io midikiditra fahatany amin'ny zone mena io !!...tsisy hafa amle teny amn camp n'ny miaramila sy zandary teny Mausolé mitsy io e!....
---ny tena loza de ho Tsiafhy ndray hono ry zalahy anio !...ny eny anefa de tsy rouge tsony fa efa violet mihitsy !!...de eritrereto oe misy firy ndray no ho goaka vody eny androany hon hon hon hon
5. bekiraro ( 04/06/2010 09:46)
Dadan'ialhy no ho goahinay ny vodiny raha tsy faly ialahy , tsy ho aiza ilahay fa mbola ho azonay ary fantatr'ialahy tsara fa misangy ami,'ialahy akory aho, azon'ialahy ve izany e
6. terrywui ( 04/06/2010 10:00)
olona botakely pota otranlah ve ? hon hon hon mba hafahafa ahay letsy fa mangina fa mahamenatroul a!....ahoana ho avy aty amiko iany ve elah hanomanana kaly sa aoana e! toa refa nomena le adresse de tsy lazainlah ndray oe ovina le izy ...hanaovako kaly milay lisany anie no hanaovako anzany e !.....fa hono tokoa oa lety rabatista aa!...nankaiza tokoa letsy ifiona a!?? ..
7. bekiraro ( 04/06/2010 10:09)
LAZAO FOTSINY IZAY MAMPALALAKA DIA HO HITAN'IALAHY FA BANDY NY ATY
8. bekiraro ( 04/06/2010 10:09)
LAZAO FOTSINY IZAY MAMPALALAKA DIA HO HITAN'IALAHY FA BANDY NY ATY
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0476