ALEO AHO HITAZANA

1. TEGEVE ( 03/06/2010 11:50)
Nareo anie nataoko tohatra fiakarana fotsiny e, izany ve dia mbola tsy takatry ny sainareo foana , efa haloaka izao dia mbola izaho foana no hianteherana eto , mora hambakaina mihitsy , tsy manana olona hafa ve ianareo afa tsy izaho e, hamidiko any ty nosinareo ity dia hody any France fa eo ianareo sy ny tranonareo, dia mbola izao foana hono , hihomehezako fotsiny

novalian'i fijo ny 04/06/2010 21:52
2. naritsymba ( 03/06/2010 14:08)
Jacob Zuma n’a pas caché sa position favorable au retour de Marc Ravalomanana au pays et que ce dernier puisse se présenter à la prochaine élection présidentielle. Nicolas Sarkozy qui s’est abstenu de commentaire à cet effet, a préféré porter sa satisfaction sur la déclaration d’Andry Rajoelina qui s’est retiré de la course aux urnes. Avec une telle timidité de la France, combien de rounds le jeune PHAT pourra-t-il tenir contre l’UA et la SADC?
mitazamazama ve sa tsy misy mpitazana, ho avy ary ny rola fa tsy hitan'ny ralavasanga intsony ny fananakanana an'L8
3. naritsymba ( 03/06/2010 14:08)

4. diloo ( 03/06/2010 15:47)
Kii!
Tsy neken'ny UE bainn ilay aide au développement nagatahanao an!
Nitsefotra ilay 650 millions d'euros pour raison de coup d'état.
Tao amin'ny france 24 androany no nahitako io info io. Sarotra ilay reconnaissance internationale.
Soa ihany tokoa fa eo rasarikaosy manome vola anomezana karama an'i FIS sy i kolonely ravalosandoka afahany i train à vapeur mijanojanona=)).
5. diloo ( 03/06/2010 22:42)
Kii!
Matin-kena maso leitsy bainn ny raikelin'elah manoloana ny chefs d'états africains tao Nice fransafrika:
Nandritry ny fihaonana an-tampony mikasika ny fifandraisan’ny firenena Frantsay amin’ny Afrikana dia nijoro ho rindrim-be manoloana ny hevi-dratsin’ity firenena ity ny Filoha Afrikana nanatrika izany. Nanontany mazava izy ireo mikasika ny fikasan’ny Frantsay hitondrana ny fifandraisany amin’ny Afrika ary ny momba ny fanohanana ireo mpanongam-panjakana aty Afrika. Tapidalan-kaleha Sarkozy ka dia nanambara am-pahabemaso fa «tsy manohana ireo mpanongam-panjakana aty Afrika Lafrantsa ary tsy Mankato velively izany fandrobana fahefana tsy ara-pomba demokratika izany».
Dia ho hita eo indray ny adin'ny vozongo mpandainga sy mpiatsara-velatsihy. Ntsss!
6. pikatti ( 03/06/2010 23:24)
Slt Diloo elaela

Dia ho hita eo indray ny adin'ny vozongo mpandainga sy mpiatsara-velatsihy.

Ka io no tena angadin-dry zakahy tsotsoka , "tsy ny ataoko no atao fa izay lazaiko",diplomatie parallèle e, fika maimbo foana , fika manip tay @kaka, ka raha toa an-drabitro tondé de mijabaka , lasa fitaovana
7. diloo ( 04/06/2010 00:06)
Sali Pikatti, teo aho ka. Nivangy.Mandray anjara rehefa misy dinika manintona.
8. terrywui ( 04/06/2010 08:49)

Nareo anie nataoko tohatra fiakarana fotsiny e, izany ve dia mbola tsy takatry ny sainareo foana , efa haloaka izao dia mbola izaho foana no hianteherana eto , mora hambakaina mihitsy , tsy manana olona hafa ve ianareo afa tsy izaho e, hamidiko any ty nosinareo ity dia hody any France fa eo ianareo sy ny tranonareo, dia mbola izao foana hono , hihomehezako fotsiny

--IO KOA ANIE SAMY NITOLONA SY NIANTSOANTSO TENY ANKIANJA DAHOLO ....ENY NA NY 99% NAREO MPISERA ATO AZA E ...KA REHEFA TAFATSANGANA LE FANJAKANA DE MANAO LELA MAY AMZAY ...NY ANAY REHEFA ZAVATRA HO ATAO DE ATAO HATRAM FARANY ...REFA TSY ATAO DE AJANONA ...EFA NIDIRANA SY NATAO IO DE JUSK AU BOU ...ZAY NY ANAY ..FA TSY HAIKO LE MANAO FISAINANA PELAKA SY LELA MAY OA ...
9. bekiraro ( 04/06/2010 09:44)
Ahoana tsy valin'ialahy ny fanontaniko raha tena milay ialahy e, omeo ahy ny adiresy hanaovana fotoana dia izay fotsiny ,tsy mila olo vantara,jerevako tsara araha mazana ialahy , zanaka miaramila e ouaiouay e, PA e, , tsy raharahiko izany ialahy sy izaho izao raha favy ialahy ! aiza tiako mba ho hita, karakory hagnano sa tsy hagnano raha !!!olo mavozo
10. bekiraro ( 04/06/2010 09:44)

11. terrywui ( 04/06/2010 10:06)
aoka lety zay razama91 fa efa nomeko anlah ny adresse a!...tena lazain'ny oul fa tena Midepr marina eo tokoa anie elah raha mbola minainaina sy miteny ratsy eo e!...nefa elah olona norma be io !!...
12. bekiraro ( 04/06/2010 10:11)
VOARAIKO MERCI
13. fijo ( 04/06/2010 21:52)
dia tena tsy ahavita ninoninona mihintsy izany lekely ity le....mampalahelo mihintsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.046