RAHA TSY MAHAY AFA TSY NY DIDY JADONA NY LHL
1. tgvafond
(
03/06/2010 08:56)

Mety ho fanaka malemilemy tokoa ve ny vhv ?Raha tsy hirotsaka ho fidiana filoham-pirenena , sady tsy afaka rahateo moa i Ralavasanga , dia iza no tianareo , sa mbola misy hafa koa any, raha samy vhv no hirotsaka an-tsehatra
novalian'i AndriambyII ny 05/06/2010 23:45
3. zigzag
(
03/06/2010 09:37)
na ny Kivà-nay aza tsy mila anireo!!!
efa mantsina sy lou ny lavakireo retra2 !!
SADY JIOLAHY sy JIOVAVY koa any ambalatavoangy no mey anireo f'angaha hievitra ny ho AFAMAINA???
efa mantsina sy lou ny lavakireo retra2 !!
SADY JIOLAHY sy JIOVAVY koa any ambalatavoangy no mey anireo f'angaha hievitra ny ho AFAMAINA???
5. pikatti
(
03/06/2010 23:51)
hanova sexe hono lery de milatsaka
Aleo ho avy fa vao maika anie miady tsara ny hevitra e, "hevitry ny maro hono mahataka-davitra"
6. terrywui
(
04/06/2010 08:54)
Ny anay tsisy olana fa miady ny toerana hatram farany ny TGV amze alatsakay eo ka raha resy izahay de miala teo , ary gadrao (raha resy hoy aho!) raha maharesy kosa ny TGV ka tian'ny vahoaka izay alatsakay eo de mbola eo foana io !!..zay ny anay ! zay tsy maka lagy amizany oe refa resy de hiwawawa eo fona fa mpetraka zahay satria resy!! tadidio kosa fa i Rajoelina Andry no tsy hilatsaka ho President fa tsy ny TGV an !...aleo hazava zay !!..mbola eo io !!..na rabitro io na kelifingotra io na foza io na train mi deraillé io de an'i Rajoelina izay fa ny Antoko TGV eo foana !!....
7. bekiraro
(
04/06/2010 09:50)
Olo mavozo tgv , nitsoaka tsy sahy , tsy mahazo na 10% ny foza rangahy ty a, ny zany mnbola tsy ampy taona alefaso koa raha mbola milay ialahy
8. AndriambyII
(
05/06/2010 23:45)
Mety ho fanaka malemilemy tokoa ve ny vhv ?Raha tsy hirotsaka ho fidiana filoham-pirenena , sady tsy afaka rahateo moa i Ralavasanga , dia iza no tianareo , sa mbola misy hafa koa any, raha samy vhv no hirotsaka an-tsehatra
Ampidirna ao anelakelam-pen' izy efa'bavy i TGVAFOND dé mizara karatra !!OOOuuppissa !!!
