REGARDER VIDEO Madagascar au centre des débats sommet France Afrique 31 mai 2010-Débat et analyse
1. vatofototra
(
01/06/2010 20:35)
REGARDER VIDEO Madagascar au centre des débats sommet France Afrique 31 mai 2010-Débat et analyse
- Madagascar au centre des débats Chefs d'Etat Africain (Vidéo 5 - 17'45)
- Retrouver l'intégralité cérémonie fermeture sommet France-Afrique à Nice le 1er juin 2010 avec débat et analyse
- Vaovao malagasy - "Nijabaka" ny minisitry ny fitsarana HAT amin'ny ady amin'ny Groupe TIKO et journal télévisé 01 juin 2010 disponible
Participer au FORUM
Visiter et Poster gratuitement vos petites annonces
http://www.vatofototra.com

novalian'i fijo ny 02/06/2010 21:01
2. pikatti
(
02/06/2010 14:46)
Le discours de Nicolas Sarkozy a tout l'air d'une volonté de renouveau dans les relations franco-africaines. Tournant le dos à ses suppositions formulées à Dakar le 26 juillet 2007 et qui ont fortement choqué plus d'un sur le continent, celui-ci parie désormais sur l'importance de l'Afrique pour la France et l'Europe. « Je suis intimement convaincu qu'il n'est plus possible d'évoquer les grandes questions du monde sans la présence de l'Afrique. Nos destins sont indissolublement liés. L'échec de l'Afrique serait le drame de l'Europe », analyse le numéro un Français.
Raha le resaka CFA( io mantsy dia any Parsi daholo ny bénef sy tapaka raisina , mody misy anaram-banky fotsiny ao Afrika fa elefanta blanc hoy ry zalahy izay...) nialana bala na Bia (Cameurou akolitan-dry lerony io miaraka @ Wade sonegaly, fampiadiany @ ingh Gabgo Ivorien) tsy nanisy sira an'io resaka io akory, nefa efa ho hitsangana ny Patronat FrancAfrique(hisy hinanan-dry zalahy indray io, naroso tao aloha dia ry Total sy Areva , tsisy ny maharatsy azay saingy mila équitable tsara ny contrats
Fa Rajoelina aloha dia mbola tsy afa-bela e, nihidinkodina rasarkovy, tsy ratsy ilay fanontaniana, tady hotapahin-drasakovy le fitenenena fa noraisin'Ingah Zuma(SudAf) eo ampikarakaraka izay hoy izy ary hitady vahaolona izahay , raharaha any @ faritra misy anay io,
Fehiny Lafrantsa tsy zoviana @ Afrikana @ io miseho mpanomé lesona lava io rehefa samy imaso fa ilay diplomatie parallèle hafa mihitsy no fipetrany , bizna io lafrantsa a, aza saro-piaro @ bekintana , rainimboto na sonoa na japoney na indiana na sudaf na maorisy na soedy na canada na brésil na rosiana.... ny saosy @ izao dia ho an'izay plus offrant ihany , mondialisation oblige
Misaotra ry vatofototra t@ ezaka nanatanteranao ny fampitana hafatra e