mpanohitra inona? mpanohana inona?
1. LazaDaddy
(
30/05/2010 07:21)
Amiko dia tsy Ravalomanana na Rajoelina na Ratsiraka na Ramaroson na Ratsirahonana na Gasy iza na iza no toherina, fa ny hevi-dratsy sy tsy mendrika raiki-tampisaka ao an-dohany sy ao am-pon'izy ireo. Ohatra amin'izany ireto:
- Fiheveran-tena ho lehibe, fanandratan-tena sy fanaovana tsinotsinona ny hafa
- Fanindraindrana ny vahiny sy fanambaniana ny Malagasy
- Fitiavan-tena sy tsy fahalalana onony
- Lainga sy fiampangana lainga
- Fanilihana andraikitra
- Halatra sy fitsiriritana ny hafa
- Fanompoana sampy ary fanaovana tsinotsinona an'Andriamanitra
- Tsy fanekena heloka sy tsy famelana heloka
- Vono olona
- Fandrahonana ireo tsy mitovy hevitra amin'ny tena
- Fitiavam-bola

novalian'i bekiraro ny 31/05/2010 23:19
3. bekiraro
(
31/05/2010 23:19)
- Fiheveran-tena ho lehibe, fanandratan-tena sy fanaovana tsinotsinona ny hafa
- Fanindraindrana ny vahiny sy fanambaniana ny Malagasy
- Fitiavan-tena sy tsy fahalalana onony
- Lainga sy fiampangana lainga
- Fanilihana andraikitra
- Halatra sy fitsiriritana ny hafa
- Fanompoana sampy ary fanaovana tsinotsinona an'Andriamanitra
- Tsy fanekena heloka sy tsy famelana heloka
- Vono olona
- Fandrahonana ireo tsy mitovy hevitra amin'ny tena
- Fitiavam-bola
Izany no tena fitatanam-poza