MILAY , MILAY DAHOLO ZE NISEHO TAMIN'NY FIAINA-POLITIKAN'NY TGV...

1. terrywui ( 28/05/2010 17:17)
NA IO LE FAHAZAHOANA AN'ILAY 80% TAM ELECTION MAIRE INY = MILAY
NA IO LE FAHAZAHOANA NY LAPA REFA TSY TIAN'IDADA TSONY INY = MILAY
NA IO LE FAHATSANGANAN'NY GOVERNEMANTA SY MINISTRA VAOVAO ITY = MILAY
NA IO LE MANDAT D'ARRET INTERNATIONAL HO AN'I DADA IO = MILAY
NA IO LE FANAFAIZANA MAFY AN'IREO REBELLES(MENALAMBA) (FIGN) = MILAY
NA IO LE FAMPIDIRANA ASA 150.000 HO AN'NY TANORA = MILAY
NA IO LE FAHITAN'NY FANJAKANA LALAM-BOLA VAOVAO AM SINOA = MILAY


MILAY DAHOLO EE
MILAY NY FIAINANA POLITIKA HIROSOAN'NY TGV HATRAMINIZAO
TSY MISY MITSEFOTRA MITSY


NY ANTONY : RAHA TSY NOPOTEHIN-DRAVALOMANANA MARC NY FAMILLES RAJOELINA DE TSY TOY IZAO NO NAHAZO AZY ! TE HIVIDY NY LOHANY NEFA TSY NAHAFIKA MASONY


BYE BYE .. NAREO RY MPANOHITRA FANJAKANA O
novalian'i terrywui ny 28/05/2010 20:42
2. pikatti ( 28/05/2010 19:19)
Atovy soratra norma leity fa tsy jamba hotran'ialahy daholo ny olona ato a


NY ANTONY : RAHA TSY NOPOTEHIN-DRAVALOMANANA MARC NY FAMILLES RAJOELINA DE TSY TOY IZAO NO NAHAZO AZY ! TE HIVIDY NY LOHANY NEFA TSY NAHAFIKA MASONY

Izao ve no hamintinan'ialahy ny vahaolana klé, loham-poza!!!
3. terrywui ( 28/05/2010 20:42)
fa inn no maha romotra be anlah beinn a!...samy milaza ze heviny anie eto ee ....
--andao mba hiaraka alou isika lahy amin alahady raha afaka elah e ! mba hanala azy any
amin'ny 95 any isika fa misy hetsika milay any ! aona afaka ve elah !? raha afaka elah de kozio ko batista fa te hiaraka amitska ony lery
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0729