FranceAfrique (tohiny...)

21. pikatti ( 28/05/2010 20:03)
Ka le sopapa kôziko leisy bainn le hevitry lery fa tsy ilay bokikely a, matoa mantsy lery nandefa an'io teo dia efa novakiany daholo , fa zah aloha mbola namaky an'io rehetra io e, sao himenomenona eo indray bazilozitra
22. AmiralHypopo ( 28/05/2010 21:25)

Efa nahazo fanasàna ve aloha Hypopo e??ary inona koa io rohy nalefanao io fa wainn be i Joyandet nanaovan'ny journaliste azy tao klé

Tsy nisy nahazo izahay fa ozy fotsiny Sarkozy hoe ataovy haingana ny fifidianana dia izay no baiko, tsy nilaza t@nay izy na ho atao ny Pretoria fa aminay dia tsy misy afa tsy ny unilateralisme no ady eo
23. terrywiui ( 28/05/2010 21:54)
Eo ianareo mifandrotsirotsy eo , efa tsy misy afitsoka intsony ny zanak'i dada hon hon hon ............
Eo ianareo mianakavy fa aleo izay hiverina any @ renimalalanay any hin hin hin
24. hery ( 31/05/2010 04:44)
France24:

et son homologue zimbabwéen, interdit de séjour sur le sol européen, ont été priés de se faire représenter. Une "faveur" que Paris a refusée au Malgache Andry Rajoelina, autoproclamé président de la Haute autorité de transition après le coup d’État armé de mars 2009. De fait, le pays hôte du sommet n’a pas daigné envoyer de carton d’invitation aux autorités de Madagascar, dont la présence à Nice risquait de déplaire à l’Union africaine (UA) et aux pays de l’Afrique australe qui n’ont jamais reconnu la légitimité du nouveau régime malgache


Jereo eto

Toa na solontena aza hono tsy nasaina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0506