hiverina indray hono.hihihih

1. fijo ( 25/05/2010 23:37)
hamonjy ny magro indray hono i alain andriameseza fa voadaka tary ananona tary.
dia hody aty frants ako ahono i andriamananoro,fa nahilik'i le akamany be iny.
de hitady vonjy amin'ny "forocho"ao diego hon oi manorohanta,fa tsy tiandry zalahy ao ambohitsorohitra intsony.
mafy ity ry zareo
novalian'i fijo ny 26/05/2010 19:55
2. AndriambyII ( 25/05/2010 23:39)
Alô hifandaka voudy ao fa samy tsy misy saina !!! :-D :-D :-D
3. nilex ( 26/05/2010 08:52)
paikady fotsiny ange no nampidirana an'ireny tao fa tsy takatry ny sainy e,rehefa tsy mahomby ny paika dia dakana ,izao tsy misy mpiharo intsony ,ataon'ny olona mamay ireny raha izao no misy korontana kely eo an.
Ataon'ny olona fitaovana fotsiny dia faly ery avy eo nodakany amin'izay,vita ery,mampalahelo
4. tgvafond ( 26/05/2010 11:26)
dia hody aty frants ako ahono i andriamananoro

Niala lery fijo fa hirotsaka ho fidiana président a, efa betsaka ny miaraka aminy ao @ défi2010 ,efa ho 2.000.000 eo hono izao, tsy ta-hanao livraison any frantsa intsony badoda :-D :-D :-D :-D
5. terrywui ( 26/05/2010 17:40)
hamonjy ny magro indray hono i alain andriameseza fa voadaka tary ananona tary.
dia hody aty frants ako ahono i andriamananoro,fa nahilik'i le akamany be iny.
de hitady vonjy amin'ny "forocho"ao diego hon oi manorohanta,fa tsy tiandry zalahy ao ambohitsorohitra intsony.
mafy ity ry zareo

FIJO AAAA........MBA AOKA KOSA RAMOSE LE LAINGA BE FA DE MAMENATR OLONA RA OLONA TSONGOIMBOLO OTRNAREO NO HILAZA HABOBO A :lol: :lol: :lol: :lol:
6. zokybe ( 26/05/2010 18:55)
Ataovy minan'ny savoniny raha hitan'areo. @izay koa mba hanatra ho an'ireto vao tonga.
7. fijo ( 26/05/2010 19:55)
terrywui an,ka efa asiako "hono" anie le resaka e.nareo ko tssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0459