misaotra an'i tgv

1. bazylou ( 25/05/2010 18:19)
min vaovao, gvt vaovao, mitomany mafy le8 fa tsy poinsa intsony ny pretoria 2 sy ny 3
Tonag oa dia tairina fa lasa izao .
Veloma lava ry saidomara
:-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-D :-D :-D :-D
répondu par terrywui le 26/05/2010 17:38
2. terrysaina ( 25/05/2010 19:09)
milay izany e,sady tsy ilaintsika koa anie izany reconnaissance international izany ,tonga dia entsika samy irery ny baolina ,sady izay tsalo kely masiso ireo ve no mba miseho mpanaohitra,za aloha tsoriko fa za tsy tian'ireo e,mpanavakavaka nefa samy malagasy
3. locl ( 25/05/2010 19:58)
dé ho hita eo ary e! Masiso mbaminy kilotiny leisany androany, governemanta a!governemanta! hihi ny frantsay efa lany saosy ery no antenaina a¨! Izao ary mitady samy hiverina aminy volany ny aty europe tratry ny crise.

hihihi
GOVERNEMANTA
MANTA MANTA
4. terrysaina ( 26/05/2010 02:38)
izay aloha mahatoky ny frantsay ,mbola eo ihany koa PPN avy any arabie ,petrole lybie,accord bilateraux maro isakarazany ,izao dia efa tonga kely maso hitrandraka fer any soalala
aiza le sazy avy UA ,SADEC EU sy USA E hon hon hon hon
5. terrywui ( 26/05/2010 17:38)
izay aloha mahatoky ny frantsay ,mbola eo ihany koa PPN avy any arabie ,petrole lybie,accord bilateraux maro isakarazany ,izao dia efa tonga kely maso hitrandraka fer any soalala
aiza le sazy avy UA ,SADEC EU sy USA E hon hon hon hon

ELAH TY KOA ANIE RY TERY SAINA KA TSY MAHALALA TSONY ZE HAMALIANA FA ZAVATRA HAFA NO ALEFA AM DINIKA RESAKA HAFA NO AVALINLAH AZY
---MBA HENDRY LETSY BATISTA A HON HON HON :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0376