ranomaso mboay an'i lelison sy zafera nitomany toy ny ankizy

1. zefalahy ( 22/05/2010 22:42)
resiko ny FIGN ary tsy nisy saina fotsy tao @ toby tao dia ny calçon fotsy zafera taille XXXXXLLL nihantona tao teo antokotany toby no nataoko solon'ny saina fotsy ,izay no tena nampitomany an'i zafera toy ny ankizy kely ,

ny tomany nataon'i lelison indray dia hakamony mandeha tongotra ,satria lavo le FIS dit vazaha soaferan'i lelison ,miondrika eo hanatrehan'ireo nanana fianakaviana lavo na t@ andaniny na ny ankilany,
http://www.youtube.com/watch?v=_Ujyhi4WlAE&feature=player_embedded
répondu par koula le 17/06/2010 18:03
2. rasamy ( 22/05/2010 22:50)
jereo anie le video fa toa mitaraina mafy @ general alain ramarosaona i general zafera e,menatra kosa izy t@ le calçon an'i zafera natao saina fotsy e =)) =)) =))
3. sitlo ( 22/05/2010 23:14)
Ela ny ela ka nisy jeneraly nitomany imasom-bahoaka :-D :-D :-D

Toa ny sous-officier ny an'ny gasy no tena mibaiko fa ny jeneraly haingotrano fotsiny.
4. Toumba ( 22/05/2010 23:53)
ny tena marina dia hoe nofotsian'i ry lerony tao ny saosin'i zafera metentina antapitsisany maro,izay no tena nampigogogogo azy ohatrany ankizy io fa tsy izay resaka drapeau fotsy izany akory ,
5. Toumba ( 22/05/2010 23:58)
sitlo:

Ela ny ela ka nisy jeneraly nitomany imasom-bahoaka :-D :-D :-D

Toa ny sous-officier ny an'ny gasy no tena mibaiko fa ny jeneraly haingotrano fotsiny.


betsaka loatra le saosy very ,i radomelina tsy possible hanomeha intsony dia izay no mahatonga ny zafera ,raha ze resaka saina izany tsy asian'i zafera sira izany ,ny tanindrazana aza sahin'ireo hamidy @ vazaha

:evil: :evil: :evil:
6. rijadolly ( 23/05/2010 04:02)
JLY ZAFERA, LELISON >>>MISY ANDRIAMANITRA! TANDREMO NY MANAO TSINOTSINONA NY MPANOMPONY, AZA MIANDRY SAZY TAHAKA NY PHARAON VAO MIAKY FA MAHERY IZY. MISY IZAO MBA HITODIANTSIKA AMINY, IRENY NY ATAO HOE ATTAQUE TSY HITA MASO, MIALA AMIN' NY LALANA TSY IZY.
7. ramosekely ( 23/05/2010 05:33)
tongava koa ialahy rawiwi sy bazylou mitomany eto fa tsy mety tafa mihitsy le fitondrana an :-D :-D :-D
8. Toumba ( 23/05/2010 05:39)
asaivo averin'i ramarosaona le volan'i zafera e, diniho tsara le sary fa any @ ramarosaona i zafera io mitomany io,ary sur izy fa tsy ny 1er RFI no naka azy tao ,soit colonel r8 sy ny FIS ary i ramarosaona
9. BIBPIB ( 23/05/2010 05:45)
Gros plan tao @ TV+ i Lilisaona nitomany namaky ilay taratasy ho an'i vazaha bodega maty teny @ Mausolée.
Miondrika foana aloha eo hanatrehan'ireny maty ireny kanefa raha nahita ny fomba fiadiny azo sary teo" am-perinady" ny tena dia nieritreritra hoe maika loatra ny mba te hiakatra grade sahala @ Lilison sy ry Sarla agamba izy ka dia nijabajabaka be :nanao tifitra variraraka izy nefa tsy misy na ravinkazokely akory no mba ni-camoufflé azy teo fa dia ngazana be fotsiny ka na olona vao miana-mitifitra aza ve ny adva tery ambony tsy ho voa foana iny!


10. feticon ( 23/05/2010 05:56)
miarahaba ny mpisera rehetra tratry ny pentecote aloha e,tsy sanatria akory faly mahita voina nahazo an'ireo FIS, fa dia miondrika eo hanatrehany voina nahazo azy ireo,saingy mba famapherezana an'i gal Zafera sy lylison Rene dia ity misy hira mba ho atolotra azy miralahy mianaka ,dia mahereza e
http://www.dailymotion.com/video/xq3s0_zaza-mitomany_music
11. tsimendrika ( 23/05/2010 06:56)
rijadolly:

JLY ZAFERA, LELISON >>>MISY ANDRIAMANITRA! TANDREMO NY MANAO TSINOTSINONA NY MPANOMPONY, AZA MIANDRY SAZY TAHAKA NY PHARAON VAO MIAKY FA MAHERY IZY. MISY IZAO MBA HITODIANTSIKA AMINY, IRENY NY ATAO HOE ATTAQUE TSY HITA MASO, MIALA AMIN' NY LALANA TSY IZY.



Marina izany r'se,

Misy Tenin'Andriamanitra izay milaza hoe "Izaho hiady ho anareo fa ianareo kosa hangina". Marina foana io andinin-tSoratra Masina io, ary raha mety r'zareo dia aleo isika handray anjara am-pahendrena manomboka eto amin'ity dinika ity. Raha misy mamingavinga antsika dia aleo ho azy ny azy, fa isika kosa aleo am-pahendrena no amaliana azy. Tsy dia tsara loatra mantsy ny manaratsy na mamingavinga olona. Ny Jeneraly ZAFERA dia Ray amandreny mendrika omena ny hajany amin'ny maha-Ray amandreny azy izay, eny fa na dia manao zavatra tsy dia mety loatra aza izy, araka ny fahitantsika azy, dia azy izay, izy no iharan'ny zavatra tsy mety ataony. Tahaka izany koa ireo andaniny, izay Malagasy mitovy amiko sy aminao, hita fa tena misy fotoana manao zavatra tsy dia tsara loatra izy ireo, saingy isika, aleo maneho hevitra am-pahendrena ihany... Na inona na inona fihantsiana ataony araka ny fahitantsika azy dia aleo ny hevitra no ampiadiana, sa ahoana hoy ianareo ?

Ny azoko ambara fotsiny hatreo dia izao : efa tena akaiky ny hiverenan'ny Firenentsika amin'ny tokony ho izy, na eo aza ny barofo ataon'ny sasany, izay tena mampalahelo tokoa.

Mino aho fa olon-kendry avokoa isika rehetra, koa misaotra mialoha antsika rehetra e.

Soso-kevitra ihany iny.

"Ny hery, tsy mahaleo ny FANAHY na oviana na oviana"

ILAY TSY MENDRIKA.
12. LazaDaddy ( 23/05/2010 07:41)
rijadolly> tsy nofo aman-dra ny fahavalontsika
13. terrywui ( 23/05/2010 13:42)
tongava koa ialahy rawiwi sy bazylou mitomany eto fa tsy mety tafa mihitsy le fitondrana an
sao de tokony elah alou ramosebe no hakonetakay sy rabazy eto voalo ??.....elah mantsy otran'ny mafanafana fo be tsy mande lalany zany elah io tato ho ato !!! asa ze nanjo anlah tao fa raha hiaona amin'i Rajoelina tsika lahy de tongava elah aty antrano amin'ny 05juin de ahoanako aminy elah !! fa tsy be konotaka sy entimpo be otranio foana isan'andro !! harary elah ny farany kleeeee nih nih nih nih nih nih
14. ramosekely ( 23/05/2010 20:41)
tsy mihaona amin'izay rajoelina ialahy lesy an ,tsy tafa aloha fitondrana dia izay no fanatray ,mihidy be ery ny vodiny vao tonga aty france nefa milaza fa ny frnatsay no manohana azy hihihihih, asaivo tonga aty fa efa betsaka ny miandry azy e
15. AndriambyII ( 23/05/2010 20:49)
La Françe est un état de non droit ! Tant pis pour les ignorants ! On fraque les salopards de tout bord !A bon entendeur bye bye !
16. koula ( 17/06/2010 18:03)
Jeneraly tsi izy reny ny kou sady mitorona ,reny kou ange revy mapme eeeee ,koz e ,ntomany lery fa ramaka b ngamb t@iny .Sady izy onon tsmpivavavka fa mety mpandavaka ngamb
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1076