REGARDER 8ème image,Interview Pasteur, en live Fil Infos FIG
1. vatofototra
(
20/05/2010 18:30)
REGARDER 8ème image,Interview Pasteur, en live Fil Infos FIGN Mausolé 21h15 20 mai 2010
8ème image
- Interview Pasteur
http://www.vatofototra.com
8ème image
- Interview Pasteur
http://www.vatofototra.com
novalian'i vitalkamaoly ny 21/05/2010 11:55
2. zandikely
(
21/05/2010 00:16)
RY PASITERA O, AZA ENTINA HO VONOINA RE NY VAHOAKA, MISY FOMBA METY TSARATSARA KOKOA HANEHOANA NY FITIAVANA TANINDRAZANA FA TSY NY FANAOVANA SORONA NY TSY MANANTSINY, ANY AMPIANGONANANA NY TOERAM-PIVAVAHANA FA TSY ANY AMIN'NY TOBY MIARAMILA
3. rijadolly
(
21/05/2010 03:55)
ZANDIKELY Ö! NY HENONIN' SOFINY AZA TSY RARAHINY MAIKA FA ANY AMIN' TAKONA O! AZA MIVOAKA AO JEROSALEMA REHEFA TSY TE- HAMONJY OLONA E! NY AO IHANY KOLOKOLOINA FA IZAY NY BAIKO AZONAREO E! AO ANGAMBA MISY RAKITRA KOA?
4. Fody
(
21/05/2010 08:45)
tsy atao sorona kosa ny olona e!
Raha hivoaka kosa dia tsy tokony eny amin'ny toby miaramila no entina e!
Famonona olona io amiko!
Pastera mpiatsara velatsihy.... Laizany hoe: ianao Andriamanitra no hiady ho anay, nefa mbola mitondra basy ihany. Raha Andriamanitra marina no hiady ho azy, maninona raha nanao ohatra an'i Ganhdi e!
Zay ihany.
5. a256011
(
21/05/2010 10:43)
Izay aho vao nahita mpitaritolona nanolotra ny ainy, hatramin'izay. Fantaro fa nisy maty ireo pasteur, hatramin'izay ny mpitaritolona vao misy poa-basy dia ny ainy no avotany.
Ataoko angamba fa tena fitiavan-tanindrazana ny azy. Ary enga anie ka tsy ho diso izy t@ fanampahakeviny.
Ataoko angamba fa tena fitiavan-tanindrazana ny azy. Ary enga anie ka tsy ho diso izy t@ fanampahakeviny.
6. vitalkamaoly
(
21/05/2010 11:55)
ny zile paribalina anie misy fa inona ary no tsy nanaovan-dry zalahy azy e
