aza avela hitsoka

1. papala ( 20/05/2010 12:30)
aza avela hitsoka amin'izay fa ataovy andrimaso-pokonolona ry les 40 voleurs :

(satan)christine mpitsara vilana ,( belzaboba)organes mpamaky baramina ny ministera, ry (devoly)ramaroson alain mpanakarama jiolahim-boto hamono olona, ry sareraka mpanao afera ny bois de rose, SY IREO SISA TSY VOATANISA...........................AZA AVELA HITSOKA????????????
:D :D :D :D :D :D :D :D :D :D
novalian'i Tanora ny 20/05/2010 18:00
2. Noue ( 20/05/2010 13:17)
aza avela hitsoka marina fa aleo tsaraina @ ratsy rehetra nataony eee
3. pikatti ( 20/05/2010 15:22)
May ny FATY klé :-D :-D :-D ahoana samy haka ekipa ve sa ahoana e, iza no hifampitana aminay
Aiza elah rawix amiandry anelah hanao kombaka ny bandy e, laza=bazilozatra zany tsy miteny eto e
4. Tanora ( 20/05/2010 18:00)
tsy nahomby ve ???ary naninona ra navela nitsaoka tany rajoelina nefa ???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0847