FATY HAT SA(MY) RERAKA
1. esserra
(
17/05/2010 14:27)
Sareraka s’exprime enfin.
Andry Rajoelina doit se présenter aux présidentielles, que lui et ses collègues à la HAT y obligeront le PHAT si besoin est… Il ne faudra pas décevoir le peuple dit-il,
Andry Rajoelina doit se présenter aux présidentielles, que lui et ses collègues à la HAT y obligeront le PHAT si besoin est… Il ne faudra pas décevoir le peuple dit-il,
novalian'i diloo ny 20/05/2010 00:30
2. esserra
(
17/05/2010 14:31)
Izao ve vao hitany fa nandiso fanantenana i lavasanga :-D :-D
Mitady very fihinanana vao tonga saina klé, sady @ izay indray olona efa sankalité ireny ve no mbola ho aroso ao 8O 8O tsy adala less izy matoa niala teoa, fantany fa tsy miteny izy eo anatrehan'ny Sem Ravalomanana
Mba hamorono hiram-poza klou e :lol:

3. Rajakoo
(
17/05/2010 18:32)
Ny nampimenomenona an'i Saoreraka ireny anie ka izy tsy nahazo toerana foana e,nony injay lasa FATY dia niaramaty tao daholo ny haingam-panahiny,ny volan'ny bois de rose mahajamba ny tampohiny
Mila hanariko kely aloha ry zalahy reo fa ho hitanareo eo ihany ny paika
Mila hanariko kely aloha ry zalahy reo fa ho hitanareo eo ihany ny paika
4. pikatti
(
18/05/2010 23:56)
Il ne faudra pas décevoir le peuple dit-il,
Ary leity izany mbola valalabe mandry foana :lol: zavatra efa firy no nampandriany andrisa an'lisany tao ao io faty io no mbola matory foa na klé, efa ho very fihinanana vao mitatatata, nangingina mantsy nahazo camions merco telo reny bainn an