depannage carte mere

1. nilex ( 17/05/2010 13:55)
Izaho manamboatra carte mere maty ka mety afaka mifanampy ihany isika raha manana olana ianao
novalian'i cassije ny 21/07/2015 09:54
2. badanne ( 18/05/2010 12:34)
izaho manana carte mere maty izany hoe tsy maty tanteraka ilay izy fa fatsy mety mi afficher raha ts windows 95 de ahoana no anaovana azy mba omeo sopapa kely hoe raha misy any aminao any
ny iray indray dia tsy miaficher mihitsy na omena grapfique milay aza dia michauffe be ny regulateur 3v ,ny proçesseur nefa efa natao essai t@ carte afa fa mandeha tsara
3. nilex ( 19/05/2010 07:05)
Ilay voalohany aloha:tsy mahatafakatra resolution ambony intsony izany ilay carte graphique nao raha ny fijeriko azy.sao dia carte efa tranainy koa aloha izany e?
Faharoa dia izao,ny carte mere rehefa misy zavatra tsy normale ao dia tsy misy affichage mihintsy iny na mihodina aza,mila amboarina aloha ilay tsy mety raha toa ka azo amboarina .
4. mazot ( 25/05/2010 12:38)
Hono ho aho mbola azo amboarina v ny carte mère tsis bip intsony satria aho manana carte mère maro2 socket 478?
5. nilex ( 26/05/2010 08:45)
Bjr,azo atao ny diag raha toa ka mbola tsy nokitikitihina mihintsy ilay carte ,dia ho hita eo hoe mety azo amboarina ve.Ny tena olana kely fotsiny indraindray dia izao,azo détéctena tsara ilay panne fa tsy misy azo atao satria voafetra ihany ny fitaovana .Ohatra ireny CI maro tongotra be ireny aloha tsy mbola voasolo mihintsy e.Fa misy kosa anefa ny faritra azo amboarina tsara mihintsy.Azonao antsoina aho raha tianao ho jerena ny carte nao.03314 27310 na 03418 51513.
Misaotra anao
6. cassije ( 21/07/2015 09:54)

nilex:

Izaho manamboatra carte mere maty ka mety afaka mifanampy ihany isika raha manana olana ianao

lu! zah manana olana amin'ny ordi-ko, nandeha tsara le izy d tsy nety ncharge intsony, alana ny batterie d tsy mbola mety velona le ordi-ko d nisy njery d hoe maty arte mère hono! sao d mba misy hevitra azonau aroso ihany azafady?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0972