Dia mbola tsy mahazo reconnaissance foana ve aho e

1. TEGEVE ( 17/05/2010 12:17)
Efa nataoko daholo izao fihitsiketsehana izao , niala aho eny fa na dia aferako pereso aza iny ,
Nivory mantsy ry zalahy matanjaka teo(jeudi 13) 'afa tsy France fa i Sonegaly no solon-tenany, dia tapaka fa ny Alemà, Rosia ,USA,Chine
Dia toy izao no fanambarany;
Tsy misy azon'ialahy hivarotana saka be loha afa tsy ny sonegaly nahazo baiko ihany
(l) (l)
2. pikatti ( 17/05/2010 12:36)
Mitadiava fika hafa fa tsy lasa iny bainn a
Asivo tafondro mipoapoaka indray ny fanambarana ilay governemanta sous 48h e :-D :-D
3. nilex ( 17/05/2010 13:47)
Mampalahelo ry zalahy ireo fa tena tsy misy lalana hivoahana mihintsy .Atao daholo ny fomba rehetra fa tsy mety e.Ny sasany ao ambadika mamporisika fotsiny hoe mandroso ihany ny ady eo an,de ry zalahy mangorona harena ao fa i Rajoelina no terena tsy hiverina fotsiny.Ity farany koa tsy afa-mamaly satria sady tsy mahay no efa nanao dina tamin'ny jiolahy ka raha vao be vinany eo dia vita.Na dia efa fantatra aza fa tsy mety dia mbola mizesta ihany manao taimbava amin'ny tele .Fanina tanteraka Rajoelina ka ny fikany farany sisa dia aleo tsy milatsaka intsony .Raha tsy izay mantsy izy tsy ho afaka eo.
Tsy misy reconnaissance izany eo raha tsy miverina midinka mihintsy ary mifanaraka amin'ny mouvance 3 e.Heverindry zalahy ho paiso mihintsy ny olona ka hamidy amin'ny kely foana eo.
Ny miaramila no tambatambazana mafy eo nefa hivadika eo ihany ireo ny farany.
Fitondramboalavo izany io e ,samy manao izay hihinanany fotsiny ao e.
4. tontonsola ( 17/05/2010 14:07)
Les principales chancelleries à Madagascar - Russie, Chine, États-Unis, délégation de la Communauté Européenne et Sénégal entres autres à l’exception de la France- se sont réunies, jeudi 13 mai, à Antananarivo pour accorder leurs violons suite à la déclaration d’Andry Rajoelina.
A l’exception du Sénégal, l’axe retenu est dans la lignée de celle, rendue publique par l’ambassadeur allemand, Dr Wolfgang Moser : "La feuille de route de Rajoelina est unilatérale" et "la position de la France n’empéchera pas la communauté internationale d’agir pour la recherche d’une solution consensuelle et inclusive en vue des élections véritablement libres, transparentes et justes".
La position officielle du Département d’État américain est attendu pour samedi ou dimanche et devrait confirmer cette position.
Le soutien international au énième processus unilatéral souhaité par Alain Joyandet n’est visiblement pas à l’ordre du jour.

Izaho aloha efa tsy hiaraka @ TGv intsony izao , efa mba nangatahiko mafy ihany izy mba hanome ahy ny amnistie fa tsy nety ka asa raha avelany hisolo toerana azy ihany aho , fa raha tsy mahazo vaily aho hatramin'ny faran'ny volana dia aleoko misaraka tsisy maratra :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0814