REGARDER VIDEO Marche ou crève -Actualité Affaire fréquence+

1. vatofototra ( 17/05/2010 12:15)
REGARDER VIDEO Marche ou crève -Actualité MaTv Affaire fréquence plus 16 mai 2010

- Actualité MaTv Affaire fréquence plus - 16 mai 2010
- Le colonel Ravalomanana affirme la légalité de ses interventions
- Réaction Zafy Albert
- Point de vue Fetison sur la déclaration Rajoelina
- Analyse ou vision Pasteur Maihol


Participer au FORUM
Visiter et Poster gratuitement vos petites annonces

http://www.vatofototra.com
novalian'i fijo ny 18/05/2010 21:08
2. pikatti ( 17/05/2010 12:51)
Ary miala bala be i Col Ravalomanana, lery no nahazo baiko fa tena tsy voafehiny ny miaramilany, mety mamo sy mpidaina dholo angamba ry zalahy tao
I Rajoelina no tena tokony lazainao hoe tompon'andraikitra @ teniny,raha tsy io tsy nisy an'io resaka jiolahim-boto io teo
Miaraha-hina ry akama isany , aza misy avela ho manirery ny akamantsika , raha izy no samborina , i tonton io, dia mety ny hafa indray @ manaraka ka aza misy manaiky ny hizarazana ny tolona hamongarana tanteraka an'io didy jadona io
3. nilex ( 17/05/2010 13:52)
Mampalahelo ny tafika e,ireny ve no fomba fisamborana olona na misy taratasy mazava aza,efa biby ireny amiko ,tena ratsy ny formation andry zalahy izany an ,tsy mahalala fomba mihintsy.Izany ve no ho atao fiainana eto,izay mba miteny dia samborin'ny biby .Aleo anao fa manaratsy ny image ny daholo ireny e,misy farany daholo nge ny zavatra rehetra e.Ry zalahy ireo indray no ho samborina ary amin'izay fotoana izay dia ny vahoaka mihintsy no hisambotra any fa tsy miaramila .
4. fijo ( 18/05/2010 21:08)
TSY TAFIKA IRENY FA "miara mila"de miara mihinana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0608