Tsy tia politika fa malahelo
1. Samoana
(
16/05/2010 22:17)
" La radio Fréquence Plus a été perquisitionnée ce jour . Des agents mixtes dans 5 voitures 4X4 ont effectué une arrestation après une intervention radiophonique . Les politiciens concernés sont Ambroise Ravonison (arrété), Docteur Harison Razafindrakoto (arrété) et le docteur Joseph Ramiandrisoa (arrété puis relâché). Cette opération a fait deux techniciens blessés et une journalite molestée."
novalian'i bazylou ny 19/05/2010 18:03
3. diloo
(
17/05/2010 00:17)
Ny DEMOCRAZY an'i DJ (Didy Jadona) TGV (Tena Gaigy Velona)
Sady tsy manaja ny zo fototra iraisam-pirenena dia ny zon’olombelona izany ary indrindra indrindra ny zo fototra ananan’ny olom-pirenana tsirairay dia ny fahazoana vaovao izany no mbola tsy manaja ihany koa ny lalana velona misy eto amin’ny firenena «tsy mety ireny nataon’ny miaramila ireny» hoy Pierre Andrianantenaina raha nitafa taminay. Ny dikan’izany dia tsy misy demokrasia izany eto Madagasikara, hampihorohoroana ny mpanao gazety, raha tsy azo atao intsony ny mitrandraka vaovao ny maraim-be (tranga Lolot Ratsimba, radio Fahazavana) fa mampigadra, izao indray tsy azo atao intsony ny mampiditra vahiny mpanohitra ny FAT amin’ny haino amanjery fa mety tongavan’ny andiana miaramila mamo ka hanimba ny fitaovana izay lafo vidy tokoa, «hampihorohoroana ny mpanao gazety amin’izay tsy milaza ny marina sy tsy sahy mampiditra olona manohitra ny fanjakana, tena DJ marina, (Didy Jadona)».
Tena mivadika atidoha ty TGV ity, mampiatra ny DJ eran'ny Nosy.
Hoy ny karoka:
Mpandefa : Noue [ Valio ] 14-05-2010 21:58:31
Lohateny : Andry Rajoelina à la limite de la folie selon l'Hôpital PIT
D'après un imminent spécialiste de cet Hôpital, le président de
la Transition Andry Nirina Rajoelina souffre gravement de troubles
mentaux.
A Pretoria, le président d'Afrique du sud Jacob Zuma est tombé des
nus et a affirmé : "Andry Rajoelina ne sait pas ce qu'il veut". En
général, d'après les spécialistes, les personnes atteints de symptômes
de folies aggravés ne savent pas du tout leur pourquoi. Andry Rajoelina en l'occurrence a été incapable de dire face à face en moins de 5mn pourquoi il reniait sa signature d'Addis Abeba et de Maputo.
D'après ce spécialiste il est dans un état de semi-folie.
Koa dia izao manaraka ny baikony izao ny mpiaro azy: tsy mahataty jerikiana ny anao lahy sy ny miaramilam-poza ry Samoana, dia izao manao fomba ratsy izao.Ntss
Raha nifankahita tamiko i rabitro dia hoy izy:Omeo kely salades de France leitsy aho radiloo, fa reraka avy nampidaroka izay vs ny hevitro an![IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Films_et_TV/mini-bunny-cours.gif[/IMG]
Tsy tain letsy bitro an! Ity ilay salades de France an![IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/bomb.gif[/IMG]
=))
:wink:
FAT, tsy manaja ny zon’olombelona ny mampihorohoro mpanao gazety

4. Mirananirina
(
17/05/2010 08:55)
FAT, tsy manaja ny zon’olombelona ny mampihorohoro mpanao gazety,ngaha ny mpanao gazety fotsiny eh,ny rehetra izay contre
5. LazaDaddy
(
17/05/2010 11:05)
Samoana:
" La radio Fréquence Plus a été perquisitionnée ce jour . Des agents mixtes dans 5 voitures 4X4 ont effectué une arrestation après une intervention radiophonique . Les politiciens concernés sont Ambroise Ravonison (arrété), Docteur Harison Razafindrakoto (arrété) et le docteur Joseph Ramiandrisoa (arrété puis relâché). Cette opération a fait deux techniciens blessés et une journalite molestée."
Alain Joyandet:
6. pikatti
(
17/05/2010 12:25)
Slt mirana :-*
Ka rehefa miha betsaka ny mpnohitra de mihemotra io kah, ny nanamborany an-dry zareo tao @ Radio fréquence plus iny anie dia ny fahatahorany ny feo hivoaka hampahalala ny zavatra tena misy sy marina manjo ny firenena e,
Tsy mahazaka demokrasia ny mpanonkam-panjakana ary tena mibaribary foana izany ankehitriny
,ngaha ny mpanao gazety fotsiny eh,ny rehetra izay contre
Ka rehefa miha betsaka ny mpnohitra de mihemotra io kah, ny nanamborany an-dry zareo tao @ Radio fréquence plus iny anie dia ny fahatahorany ny feo hivoaka hampahalala ny zavatra tena misy sy marina manjo ny firenena e,
Tsy mahazaka demokrasia ny mpanonkam-panjakana ary tena mibaribary foana izany ankehitriny
8. bazylou
(
19/05/2010 18:03)
de ilaozy malahelo eo fa tsy hiova mihitsy io e. rehefa maty hozatra tsy sahy mikombaka dia aleo ho faty eo