rima rajoelina
1. ndotofetsy
(
15/05/2010 07:45)
alefaso aza izay mahita rima @ rajoelina
ohatra
rajoelina mpipeka makorelina
rajoelina mpanelingelina
rajoelina mpifoka zavatra mahadomelina
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
ohatra
rajoelina mpipeka makorelina
rajoelina mpanelingelina
rajoelina mpifoka zavatra mahadomelina
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
novalian'i sakamalao ny 16/05/2010 19:56
2. ravatorano
(
15/05/2010 13:59)
sao d diso tafahoatra loatra kosa e
ny hevitra no aleo hitosaka fa tsy dia fanaratsiana lavareny toy izao !
ntssssssssss :x :x :x :x :x
ny hevitra no aleo hitosaka fa tsy dia fanaratsiana lavareny toy izao !
ntssssssssss :x :x :x :x :x
4. sallyg56
(
15/05/2010 14:29)
ndotofetsy
mpametsifetsy
miseho ho mahay miady hevitra
nefa tsy lasa lavitra akory ny eritreritra
milay zany rima ndotofetsy zany an!
mpametsifetsy
miseho ho mahay miady hevitra
nefa tsy lasa lavitra akory ny eritreritra
milay zany rima ndotofetsy zany an!
