Tsy ny filatsahana na tsia no nandrasana
1. bobimarolahy
(
15/05/2010 03:08)
Tena voatery hiteny ihany aho ry zalahy fa otran'ny hoe vohizina mba halaza izany fanambarana tsy filatsahana hofidiana izany,
Tsy izany mihitsy akory no zava-dehibe fa aza atao izay ahavariana ny gasy efa noana, efa fantatra ihany koa fa na hilatsaka aza tsy ho lany mihitsy na misy an-Ra8 ho adva na tsy hisy, Roland Ratsiraka fotsiny dia efa tsy lanin'ialahy.
Ny fanafody ho an'ny Gasy dia ny fanalana io Mpitondra tsy mahatafavoaka baolina io, milingilingy fa tsy mahay na inona na inona (izaho mbola mahay noho izy) , ny olona raha be mokondoha dia mahita hevitra hitondrana ny resaka fa ny an-dry zalahy sady be mokony nefa tsy mahavita n'inon'inona akory, diplomasia tsy hay aiza ve ka iray taona tsy maharesy laatra na firenena iray aza mba anome fankatoavana (incompetance izany rakoto a ) taiza t@ andron-dRa8 ? telo volana ihany dia nanaiky izao tontolo izao satria mahay diplomasia ny olona fa tsy DJ.
Nandiso fanantenana ahy ilay hoe tsy hilatsaka hofidiana satria tiako ho hita ilay salan'isa, tsy olana anefa izany satria mitovy ihany na hilatsaka na tsy hilatsaka, tsy hiakatra 2eme tour akory.

novalian'i diloo ny 17/05/2010 10:50
2. LazaDaddy
(
15/05/2010 04:01)
amin'izao kosa mba fantatra fa mety ho i Alain Joyandet izany no hilatsaka ho filohan'i Madagasikara.
3. ndotofetsy
(
15/05/2010 07:46)
mety hamidy ihany i madagasikara raha izao no mitohy amizay lasa frantay daholo ny gasy
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. rijadolly
(
15/05/2010 15:59)
Ndotofetsy a! adinon' se anie ilay " S " eo amin' faranizaitSay e! =)) =))
Ohatra ny matahotra tsy hiverim- bola tokoa ve sa ahoana e? (