ny hendry mody voky

1. bazylou ( 14/05/2010 11:19)
Fa ny adala manesika ihany. Ary na efa any ivelan ny vala
Aza izy dia ny hiletra ihany no hainy.
Beuuurrrkk
Vao iny fotsiny aza nokozin I tgv dia miforitra ianareo mianakavy be wawa.
2 taona izy no teo tsy nahovoka ianareo fa lany vola sy andro ary bomba zefa kely etsy sy eroa

BeuuurRkkk. Vive TGV
2. rijadolly ( 14/05/2010 11:44)
Ny endry mahafantatra fa tsy mahaverim- bola (
3. Bazilou ( 14/05/2010 12:00)
Ry rahalahy bazylou maninona hono ialahy no mitomany foana tato ato 8O
4. fijo ( 14/05/2010 19:21)
resaka kambana ity leu leu
5. ndotofetsy ( 14/05/2010 22:43)
ny hendry vaky vinody =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1205