tena maty hozatra le

1. bazylou ( 13/05/2010 16:35)
Olona anao am TGV leaza. Na niabana aza I lery tsy nisy sahy fa be wawa fotsiny.
Aiza re zany e. LoooooOooooooool
Ry vatmifototRa atsy mitantara angano fotsiny. BeurRrkk
novalian'i fijo ny 14/05/2010 19:34
2. sylvain ( 13/05/2010 17:21)
iza no tena maty hozatra é! tsy mbola niakatra ringa akory ny adv d efa nanipy éponge, tsy hilatsaka aho fa resy é!
3. jojo-bebe ( 13/05/2010 18:11)

LOL :-D
4. fijo ( 13/05/2010 18:28)
ary toa nihaiky resy ny an'ialahy rabazy an????
5. Noue ( 13/05/2010 19:22)
ka ho aiza nefa eeee :-D :-D :-D :-D
6. bazylou ( 13/05/2010 20:43)
Ary iza le nitsoaka any rSa ??? Tongavana any nefa tsy sahy akory.
Asehoy ze maharesy an I tgv!!!!!!
Izy aza miala oazy fa tsy metyresinareo be wawa lany ambohijtv sy magro kooooo.

Ny olona matoa tsy milatsaka dia efa vita ny zafera ee.
Tsy maty hozatra ohatran ny le atsy rsa sy ry neuilly bainina.

Vive Tgv. Tsy nisy napitika azy teo na le8 milaza azy mahery aza.
Merci TGV
7. fijo ( 13/05/2010 21:13)
miala wazy izany ve de mafy e,tssssss
8. sylvain ( 13/05/2010 22:33)
ny olona tsy b wawa sy velon-kozatra lesy tsy miala ho azy zany a! matoa tsy sahy mirotsaka tsy misy hapoaka, efa hatrany amboalohany anie d efa hita fa vongany b sans qualité é tsy mahagaga raha miala tsy sahy miatrika ady fa fingotra kely, felaka kely fotsiny d KO ho azy! fa nankaiza lé teny hoe raha mirotsaka ahy tonga d lany, hay nahatsapa fa lany voay d tsy sahy
9. sylvain ( 13/05/2010 22:50)
ty lesy bazy mba hirao a!
http://www.dailymotion.com/video/x4rl66_tao-anatin-ny-tolona-sakelidalana_music
10. bazylou ( 14/05/2010 11:15)

Vongany b nefa tsy resinareo akory beeeeeeuuuurrrkkk
11. sylvain ( 14/05/2010 13:12)
tsy mila miady zay fa tonga d resy ho azy!!
12. fijo ( 14/05/2010 19:34)
hiady amin'ny tay ve ,fa aleo hiafy ny fofony eo izy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2132